Paty rehetra bira

Paty rehetra bira Paty vita malagasy avokoa
Paty gasy
Paty nem
Paty sambos
Paty van tan
Miantso rehefa hanao commande
Afaka manao livraison raha eto @ ville

02/04/2026

fety zao ny andro fikaramana,fanaovana sakafo tsaratsara ao an-trano
aza adino ny mi commande mialoha a

23/03/2026

Raha 1000ar zany ny vola vaventy indrindra dia 175ar ny kg paty gasy 😬

hhhmmmm miam miam Ho tsara zany farany herinandro zany ampiana an'ireto tsakitsaky reto aAtaovy mialoha ary ny commande ...
27/02/2026

hhhmmmm miam miam
Ho tsara zany farany herinandro zany ampiana an'ireto tsakitsaky reto a
Ataovy mialoha ary ny commande tsy ho tara e
Tel 0345531593

10/02/2026
Mitohy hatrany ny fandraisana commande a0345531593
03/02/2026

Mitohy hatrany ny fandraisana commande a
0345531593

ao ary e alefao ndray ary ny commande rapitso e
26/01/2026

ao ary e alefao ndray ary ny commande rapitso e

Misy karazany ny paty nem a misy fotsy dia misy mavoAza adino ny mi commande aTel 0345531593
22/01/2026

Misy karazany ny paty nem a misy fotsy dia misy mavo
Aza adino ny mi commande a
Tel 0345531593

20/01/2026

Akory aby
Izahay dia manao ny asa momban'ny paty rehetra.
✓Paty gasy
✓Paty sambos
✓Paty nem
✓Paty van tan na ravioli

Tongava mp na miantso manao commande
tel: 0345531593

Address

Antsirabe Ambohimena
Antsirabe
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paty rehetra bira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category