Look'Anahy Restaurant

Look'Anahy Restaurant Jesosy kristy no fototra ijorona ♥️

🎉🇲🇬 Tolotra manokana ho fankalazana ny 26 JONA! 🇲🇬🎉Mba hiarahana mankalaza ny fetim-pirenena dia manolotra fihenam-bidy ...
22/06/2026

🎉🇲🇬 Tolotra manokana ho fankalazana ny 26 JONA! 🇲🇬🎉

Mba hiarahana mankalaza ny fetim-pirenena dia manolotra fihenam-bidy miavaka izahay!

🍜 MISAO SPÉCIAL miaraka amin'ny AKOHO BE 💰 15.000 Ar ➡️ 10.000 Ar ihany!

📅 Manomboka ny Talata 23 JONA ka hatramin'ny Alakamisy 25 JONA

Fotoana tsara hankafizana sakafo matsiro sy mameno miaraka amin'ny fianakaviana, namana na mpiara-miasa.

Adresse : Ambalabe Antsohihy ampitany Orange Taloha

🚚 Manao livraison koa izahay ho anareo izay tsy afaka manatona mivantana.

⚠️ Tolotra voafetra andro vitsy monja, koa aza tara!

📞 Antsoy izahay raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny.
Tel 038 97 853 70

Misao Spécial + Akoho Be = 10.000 Ar monja! 😋🍜🍗 Tsiro tsy hay tohaina, vidiny tsy mampino! 🍗🍜😋

Efa nanandrana Ilay Misao misy fen'Akoho be ve enao ? 😁😍😋? Tsiro miavaka be io ai Tsy misokatra Lahady maraina izahay fa...
21/06/2026

Efa nanandrana Ilay Misao misy fen'Akoho be ve enao ? 😁😍😋?

Tsiro miavaka be io ai

Tsy misokatra Lahady maraina izahay fa après midi @ 4 zahay efa vonona handray anareo eee 🫰😛

Adresse tsy miova Ambalabe Antsohihy ampitany Orange Taloha

Afaka manao livraison koa zahay
Tel 038 97 853 70

Mitady Tanora 18 -  28 Taoana - mipetraka eto Antsohihy - Olona vonona Hiasa - Madio - Kinga saina sy Tanana - Mahay miv...
21/06/2026

Mitady Tanora

18 - 28 Taoana

- mipetraka eto Antsohihy
- Olona vonona Hiasa
- Madio
- Kinga saina sy Tanana
- Mahay mivarotra tsara

Tsy mila Diplôme

Raha mahaliana anao hoento ny CV anao ka manatona mivatana Look'Anahy Restaurant Ambalabe Ampitany Orange Taloha

Ndao hasiantsika Tolotra spécial 26 JONA 😍🇲🇬🇲🇬
20/06/2026

Ndao hasiantsika Tolotra spécial 26 JONA 😍🇲🇬🇲🇬

Plateau spécial fêtes de père 🤵👷🥷👮🧑‍⚖️🧑‍💻MBA ento mivoaboaka minandraha machiro ato Look'Anahy Restaurant ny Vady ry Mad...
19/06/2026

Plateau spécial fêtes de père 🤵👷🥷👮🧑‍⚖️🧑‍💻

MBA ento mivoaboaka minandraha machiro ato Look'Anahy Restaurant ny Vady ry Madame aa 😁😛😍

😛 hitako malaigny itsangagna aby client rehefa voky . Satria mafotaka loatra ity tolotra ity 🤩
18/06/2026

😛 hitako malaigny itsangagna aby client rehefa voky . Satria mafotaka loatra ity tolotra ity 🤩

Efa nagnandragna Pain frites avec fromage ve anao 😏?
17/06/2026

Efa nagnandragna Pain frites avec fromage ve anao 😏?

Faly izahay rehefa hafapo nareo client ee 🫰❤️🥰Tsy voatery manatona ne isika Raha te isitraka ny sakafo ato aminay .fa af...
16/06/2026

Faly izahay rehefa hafapo nareo client ee 🫰❤️🥰

Tsy voatery manatona ne isika Raha te isitraka ny sakafo ato aminay .fa afaka Manal livraison tsara Mbola Mafana tsara ny sakafo Tonga any aminareo

Aza misalasala miantso : 038 97 853 70

🥰🥰🤪🥰🥰La soupe ooo 😁🫰 Misao ooo 😁🫰...aiza no laninao
15/06/2026

🥰🥰🤪🥰🥰
La soupe ooo 😁🫰
Misao ooo 😁🫰...aiza no laninao

Burger + pomme frites + Jus naturel 10.000 ar 😍🤪🥰
14/06/2026

Burger + pomme frites + Jus naturel
10.000 ar 😍🤪🥰

Address

Ambalabe
Antsohihy
407

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Look'Anahy Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category