Sera avy eto betafo

Sera avy eto betafo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera avy eto betafo, Grocers, Betafo.

mbola mandray commande ho antsika izay mbola tsy nahazo zana-trondro carpe royal sy tilapia nilotika🐟misy refy izay ilai...
30/01/2026

mbola mandray commande ho antsika izay mbola tsy nahazo zana-trondro carpe royal sy tilapia nilotika🐟
misy refy izay ilainao :3à10 cm

☎️contact :0386192020/0336946405
livraison possible

👉Zana-trondro carpe & tilapia nilotika👈         Tonga indray ary ny fotoana ahafahana mamatsy zanatr-trondro ho an'ireo ...
22/12/2025

👉Zana-trondro carpe & tilapia nilotika👈

Tonga indray ary ny fotoana ahafahana mamatsy zanatr-trondro ho an'ireo tia hanatavy trondro 🐟🐟🐟
➡️Carpe royal sy écaillé :misy 2 à 8 cm ,250 ar hatramin'ny 850 ar

➡️Tilapia nilotika :2-3-4 cm 250 ar
✔️Afaka mandatsaka ra maka maro
NB : manao livraison any am faritra

Contact : 0336946405/0386192020

Ho an'ireo tia miompy trondroIzahay avy eto Betafo (Antsirabe) dia vonona ny hamatsy zana-trondro ho anareo izay hiompyZ...
26/11/2024

Ho an'ireo tia miompy trondro

Izahay avy eto Betafo (Antsirabe) dia vonona ny hamatsy zana-trondro ho anareo izay hiompy

Zana-trondro carpe royal sy écaille, bonne qualité😍, misy 1cm ka hatramin'ny 5 cm
Prix tena mora🤗
1cm :90 Ar
2cm:160 Ar
3cm:250 Ar
4cm:320 Ar
5cm:400 Ar
Afaka manome formation ho an'izay vao hiompy izahay tompoko😊

Mp ou contact :0334179181
Livraisaon possible

Address

Betafo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera avy eto betafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category