As'Hn Officiel

As'Hn Officiel Manome lanja ny akora fototra avy eto an-toerana,toy ny : mahôgo, dipoavatra, baies roses, tongolo

Mbolatsara jiaby! Mankasitraka an'ireo efa nanjifa ary manasa an'ireo mbola tsy nanandrana e !Ny toeram-pivarotana ahita...
25/08/2021

Mbolatsara jiaby! Mankasitraka an'ireo efa nanjifa ary manasa an'ireo mbola tsy nanandrana e !Ny toeram-pivarotana ahitana azy: Madahoufi, Ali Sirop, Kourban Houssen, Nestlé, Néné, Fred ( la Sim) Manjifà hatrany ny vita Malagasy!

Mbolatsara jiaby eh!ity misy raha vaovao eh! Chips vita amin'ny mahôgo(mangahazo) Kazaha chips no anarany, misy tsiro ma...
17/07/2021

Mbolatsara jiaby eh!ity misy raha vaovao eh! Chips vita amin'ny mahôgo(mangahazo) Kazaha chips no anarany, misy tsiro maromaro: tongolo lay, poivre, massala, baies roses, sakay.

Contact : 034 01 857 51
032 73 915 38

Address

La SIM Lot 12A
Diego
201

Telephone

+261340185751

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As'Hn Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to As'Hn Officiel:

Share