03/03/2026
Tsy maninona,aleo irery toy izay miaraka amin'olona tsy misy tanjona
Aleo mandeha irery sady mijery ny avenir toy izay mandany fotoana miaraka aminy namana manao plaisir
Tsy maninona na somary miavaka aza ianao
Tsy maninona na lazainy sasany fa miseho ho hendry aza ianao
Tsy maninona na lazainy sasany fa hotrany pasteur aza e!!
Mirary soa anao!