Manu Ella

Manu Ella Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manu Ella, Grocers, Andrainjato Fianarantsoa, Fianarantsoa.

đŸ”„đŸ”„đŸ”„Vatsim-pianarana telo volana miampy fampitaovana no horaisin'ireo mpianatra rehetra eny amin'ny oniversite manerana n...
30/04/2026

đŸ”„đŸ”„đŸ”„Vatsim-pianarana telo volana miampy fampitaovana no horaisin'ireo mpianatra rehetra eny amin'ny oniversite manerana ny Nosy. Ho an'ireo izay efa nandray vatsim-pianarana iray volana miampy fampitaovana dia hofenoina ny ambiny mba hahatonga azy ho 3 volana feno, hoy ny minisiteran'ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa.

đŸ”čMihatra amin'izao fizarana izao ny fanitsiana ny sora-bola, izany hoe ny fiakarana 20% amin'ny vatsim-pianarana isam-bolana sy ny fampisondrotana 51,5% ho an'ny fampitaovana.

đŸ”čAfaka manao fitarainana ireo mpianatra raha misy olana amin’ny fahazoana ny vatsim-pianarana, araka ny fanazavana.

đŸ”čTsiahivina fa nisy omaly ny fitokonana nataon’ny mpianatra ao amin’ny Oniversiten’Antsiranana, nitaky ny famoahana tsy misy fepetra ny vatsim-pianarana 3 volana miampy fampitaovana. Naneho ahiahiny ihany koa izy ireo momba ny fampiasana ny plateforme fisoratana anarana ahafahana mahazo ny vatsim-pianarana ao amin’ny TrĂ©sor. Fohy lohatra ny fe-potoana nomena ireo mpianatra hanaovana izany, raha ny fanazavana hatrany, satri nifarana omaly. Araka izany, maro ireo mpianatra tokony hisitraka vatsim-pianarana no tsy tafiditra ao anatin'ny lisitra. Mitaky vahaolana ao anatin'ny 48 ireo mpianatra.

‎Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/

Lohateny gazety anio 30 Mars
30/03/2026

Lohateny gazety anio
30 Mars

18/03/2026

đŸ”„ EL CLÁSICO – SMATCHIN XII đŸ”„
5ᔉ journĂ©e ! AprĂšs deux annĂ©es de dĂ©faites serrĂ©es, EMIBA revient plus dĂ©terminĂ©e que jamais pour prendre sa revanche ! đŸ’„đŸ€
📅 Mercredi 18 mars
📍 Palais des Sports Mahamasina
⏰ 16h00
🏀 EMIBA vs U-MAGIS
Un match chaud s’annonce
 nous avons besoin de vous pour soutenir l’équipe ! 🙌
Venez soutenir la fiertĂ© d’EMIBA ! đŸ”„

🔗Moozik:
Android : https://bit.ly/3Ruf6Oi
iOS : http://bit.ly/4cckm2K

Ndao ndray ary tsika mba hilaza tantaran'i Madagasikara De rah maro nareo no mamal ao amin'ny commentaires de itantarako...
23/02/2026

Ndao ndray ary tsika mba hilaza tantaran'i Madagasikara
De rah maro nareo no mamal ao amin'ny commentaires de itantarako tantaran'i Madagasikara haiko aminareo aho

abonne-toi sur ma page et partager max
je vous aime mes fofolle

14/02/2026
14/02/2026

Salama daoly!
Ao anatin'ny fisokafan page Zao dia tsara raha ampafantariko bebe kokoa anareo ny zavatra ho hitan tsika ato
zavtra zay hatao tsika ato de filazana vaovao na lohateny gazety sy angom-baovao ao anatin'ny herinandro
manaraka an'izay de hanomezan tsik m**o naina isa- maraina kou ny pejy
ary astuce kely eny ihany
Maro be zavtra hohitan tsika ato kou manasa anao hi-abonnĂ© page đŸ„°

Mp ainganDe midira mp rah lianaLieu Fianarantsoa
15/05/2025

Mp aingan
De midira mp rah liana
Lieu Fianarantsoa

Address

Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manu Ella posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category