MEAT market Fort Dauphin

MEAT market Fort Dauphin Engagement halal, fraîcheur garantie !🥩🐓

🌟 Qualité Halal & Saveurs Authentiques ! 🌟 Viandes fraîches certifiées halal,Divers viande, charcuterie artisanale et poulets de chair sélectionnés. ✅ 100% Halal certifié 📍 BAZARIBE Fort Dauphin.

Bonne année🎉rombaho2 le poulet de chair tsy ho lanynataoko maro2 izy MBA hahampy antsikaBAZARIBE AMPITANY MARTIAL NO MIS...
01/01/2026

Bonne année🎉
rombaho2 le poulet de chair tsy ho lany
nataoko maro2 izy MBA hahampy antsika
BAZARIBE AMPITANY MARTIAL NO MISY AZY😊

TSAKY RÉVEILLON SY LAOKY BONNE ANNÉE🥩🎉efa misy Ilay hena haony maro anaky ign, brochette sans nefa mora bé hatranytoeran...
31/12/2025

TSAKY RÉVEILLON SY LAOKY BONNE ANNÉE🥩🎉
efa misy Ilay hena haony maro anaky ign, brochette sans nefa mora bé hatrany
toerana BAZARIBE AMPITANY MARTIAL😊

Arrivage poulet de chair (MABEL) Ilay tianao bé iny🥰 Manomboka @ 15.000ar dia efa mihinana akoho 1 kg🤤vondraky Sady ara ...
23/10/2025

Arrivage poulet de chair (MABEL) Ilay tianao bé iny🥰 Manomboka @ 15.000ar dia efa mihinana akoho 1 kg🤤
vondraky Sady ara pahasalama no Mbola CERTIFIÉ HALAL koa
- POULET ENTIER
- BLANC DE POULET
- CUISSE DE POULET VONDRAKY BE🤩
- AILE DE POULET,Sns....
Toerana mahazatra,BAZARIBE AMPITANY MARTIAL📍

Efa Tonga Ilay poulet de chair vondraky, Ilay tianao bé iny🤤☺️Misy ato @ MEAT MARKETDisponible ato @ nay androany📍Toeran...
13/09/2025

Efa Tonga Ilay poulet de chair vondraky, Ilay tianao bé iny🤤☺️
Misy ato @ MEAT MARKET
Disponible ato @ nay androany
📍Toerana MEAT MARKET BAZARIBE AMPITANY MARTIAL ☺️

Ny mora hatrany🥰🤩 spécial MAROANAKYHena omby nofony hoan'tsika maroanaky😅 7500ar ny kilo n'y hena🥩19.000ar kilo an sauci...
13/08/2025

Ny mora hatrany🥰🤩 spécial MAROANAKY
Hena omby nofony hoan'tsika maroanaky😅
7500ar ny kilo n'y hena🥩
19.000ar kilo an saucisses🌭
MADIO SY HALAL avokoa ny produit ato amin'ny MEAT MARKET
Toerana tsy miaova fa eto BAZARIBE AMPITANY MARTIAL 😊

Salama ABY👋Efa misy sosisy hena omby ny ato aminay an,Kalitao madio,mora,Ary halal avokoa📍Toerana tsy miova fa: BAZARIBE...
09/07/2025

Salama ABY👋
Efa misy sosisy hena omby ny ato aminay an,
Kalitao madio,mora,Ary halal avokoa
📍Toerana tsy miova fa: BAZARIBE AMPITANY MARTIAL☺️

Enjekenjeho tsy ho lany gny TSAKY ign riaha🍢🍗🥩Hoan'tsika tia kitonotono🥩🍗Misy an'reto ato aminay:- VOANKENA- TRAFOKENA V...
24/06/2025

Enjekenjeho tsy ho lany gny TSAKY ign riaha🍢🍗🥩
Hoan'tsika tia kitonotono🥩🍗
Misy an'reto ato aminay:
- VOANKENA
- TRAFOKENA VONDRAKY
-NOFOKENA mety atao brochette soa
- AKOHO VONDRAKY🍗poulet de chair
- POTIKENA
- sns...
BAZARIBE AMPITANY MARTIAL gny misy anay🥰

Ity Ary Ilay nandrasanareo☺️Misy ato @ MEAT MARKET- atin'akoho sy mandrafasiny🤤- Tombon'akoho vondraky😏-Akoho vondraky🐔D...
23/06/2025

Ity Ary Ilay nandrasanareo☺️
Misy ato @ MEAT MARKET
- atin'akoho sy mandrafasiny🤤
- Tombon'akoho vondraky😏
-Akoho vondraky🐔
Disponible ato @ nay androany
📍Toerana MEAT MARKET BAZARIBE AMPITANY MARTIAL ☺️

hoan'tsika tia tono hena na LAOKY 🤤misy :-voan'kena-Tragokena-nofokena-Atikena-Tratrany (omby)-akoho(poulet entier)-jare...
17/06/2025

hoan'tsika tia tono hena na LAOKY 🤤
misy :
-voan'kena
-Tragokena
-nofokena
-Atikena
-Tratrany (omby)
-akoho(poulet entier)
-jaret
-potikena
-saucisse(omby)
-sns sns
Mahazo manomboka @ ampahefany☺️ hatraminy maka en gros
📍Toerana Bazaribe Ampitany MARTIAL

FO-KENA à 13.000ar le kilo (Coeur de Zébu) Disponible chez MEAT MARKET🤤🍢Misokatra ny androany sy lundi de Pentecôte de 8...
08/06/2025

FO-KENA à 13.000ar le kilo (Coeur de Zébu) Disponible chez MEAT MARKET🤤🍢
Misokatra ny androany sy lundi de Pentecôte de 8h à 12h30 et 14h à 18h

joyeuses Pentecôte antsika iaby🥰Mivoha ny tsena androany tontolo hoan'tsika hanao LAOKY miavaka sy matsiro kokoa androan...
08/06/2025

joyeuses Pentecôte antsika iaby🥰

Mivoha ny tsena androany tontolo hoan'tsika hanao LAOKY miavaka sy matsiro kokoa androany🤤

📍Toerana bazaribe ampitany MARTIAL

Address

Bazaribe
Fort-Dauphin

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MEAT market Fort Dauphin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category