Tsotra nefa matsiro

Tsotra nefa matsiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsotra nefa matsiro, Grocers, Mahajanga.

05/04/2026

Yaourt vaovao be matsiro rahampitso. tongava Sao tara.

05/04/2026

Miarahaba antsika rehetra tratry ny fetin'ny Paka. Hitondra hery vaovao ho antsika ny fankalazana.

28/03/2026

Jus d'ananas frais. Tongava misotro.

23/03/2026

Mahasalama ny dia tongotra fa mahasoa ihany koa ny fisotroana jus naturel tsy misy conservateur.

23/03/2026

Jus d'ananas frais bien glacé malaky sao tara.

18/03/2026

Yaourt vaovao matsiro be. Tongava malaky sao tara a !

18/03/2026

Toko 3 mahamasaka ah andro ny fahadiovana, ny sakafo ara-pahasalamana ary fisotroana rano madio. Ahoana ny hevitrao ?

18/03/2026

Araraoty ny fihinanana Voankazo fa betsaka izy zao.

09/03/2026

Jus naturel sans conservateur. Fait maison.

07/03/2026

Aiza no tena tianareo. Mananasy sa citron sa tamarin ? Sa hafa ?

05/03/2026

Jus naturel fait maison.

03/03/2026

Aza hadino ny misotro rano fa tena mafana ny andro. Ampio jus naturel dia mila mina e!

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsotra nefa matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category