10/06/2024
🇲🇬☀️FETY MBALIK BE miaraka amin'ny Home 200X 🇲🇬☀️
Mibalika be ny asaramanitra amin'ity miaraka amin'ny Home 200X.
Hatramin’ny 30 jona izao dia 50 000 Ar fotsiny ny petra-bola voalohany raha 100 000Ar TTC izany teo aloha ☀️
- Jiro ahantona 4 – Taha-pahazavana 3 - Mamahana finday – Jiro mirehitra rehefa mahatsikaritra fihetsehana – Tontonanana masoandro - Maharitra 30 ora (autonomie)
- Vidiny aloha tsikelikely isan’andro : 1 700 Ar (mandritry ny 12 volana)
- Antoka (garantie) : 2 taona
- Vidiny tolo-botsotra teo aloha : 579 000Ar
- Vidiny tolo-botsotra misy fihenam-bidy : 509 000Ar
☀️
💛🇲🇬