01/05/2025
Eeeh Majunga tia raha tsara
Avy raha ty ein, jus de baobab na Bohy , vita AVY eto amintsika moujanga , Baobab avy eto .
Efa maro ny ekipanay avy ato de Majunga ,Madagasikara Baobab na MadaBao miparitaka eto Majunga mivarotra jus tsika ty, tsiro tsy manam-paharoa ,tsiro tsy manan-tsahala , 100% Bio jus tsika ty havako ein.
Ireto avy toerana ahitana fivarotana jus de baobab : - Mahabibo, tsaramandroso ,parcage régional, en face Notre-Dame et Saint Gabriel,Sogediproma, Campus Ambondrona .
Afaka mividy azy 🥛,na koa mirary dia mirary , aza misalasala havakoooo.
Natao ho zakan be sy ny maro ny vidiny ka mbola inona excuse 🤷♂️.
Misy prix de gros hoanareo sekoly na ihany koa épicerie tehivarotra sy tehiara-hiasa ny vokatra avy ato de Majunga na MadaBao 🥰.