Tinah's Boutik

Tinah's Boutik Mivarotra *panneau solaire*Batterie*convertisseur*régulateur.
*Generateur sns

❌❌ GENERATEUR  ( batterie lithium)❌❌      Ho anao izay manana olana amin'ny DELESTAGE , tonga ity ny niandrasa...    Arr...
30/11/2025

❌❌ GENERATEUR ( batterie lithium)❌❌

Ho anao izay manana olana amin'ny DELESTAGE , tonga ity ny niandrasa...

Arrivage #️⃣GENERATEUR amin'ny endriny vaovao be koa tongava maka ny anjaranao fa vitsy ihany ny stock..

✅ Afaka mampandeha TV, ordinateur, jiro, téléphone, bafle, ary fitaovana maro hafa

✅ Mora entina, batterie lithium maharitra ela

✅ Mety tsara ho an’ny tanàna, toeram-piasana na any ambanivohitra

🚛Livraison TANA, PROVINCE

📞034 30 664 17 / 033 75 788 45📞

🔋✅ Batterie Lithium ( LiFePO4) ✅🔋   👍🏻 Marque: HIMASTAR A+   👍🏻Lithium-Fer-phostaphate       🔹 Maharitra ela kokoa noho ...
03/09/2025

🔋✅ Batterie Lithium ( LiFePO4) ✅🔋
👍🏻 Marque: HIMASTAR A+
👍🏻Lithium-Fer-phostaphate

🔹 Maharitra ela kokoa noho ny batterie ordinaire
🔹misy protection contre surcharge, court-circuit ary décharge excessive.
🔹Mahasolo batterie solaire GEL
🔹Mety amin’ny installation solaire na anti-coupure JIRAMA.

📦 Misy modely samihafa:

✅ 12V: 100Ah
✅ 12V: 150Ah
✅ 12V: 300Ah
✅ 24V: 100Ah
✅ 24V: 300Ah

⚠️ kalitao tsara - garantie 1 ans

🛵 Manao livraison Tana sy mandefa amin’ny faritra🛵

☎ 033 75 788 45 / 034 30 664 17☎

✅ Arrivage KIT COMPLET ✅  👉🏻 Tsy mila installation be  intsony. 👉🏻 Efa complet ao daholo :🔹Convertisseur 🔹Regulateur🔹Dis...
03/09/2025

✅ Arrivage KIT COMPLET ✅

👉🏻 Tsy mila installation be intsony.
👉🏻 Efa complet ao daholo :
🔹Convertisseur
🔹Regulateur
🔹Disjoncteur de protection
🔹Fil panneau solaire
🔹Prise

❌❌ Araraoty ary fa stock limité❌❌
( 600W, 1200W, 1600W, 2200W )

🛵 Manao livraison sy mandefa amin' ny faritra koa izahay 🛵
☎ 033 75 788 45 / 034 30 664 17 ☎

⚡🌞 TINAH’S BOUTIK 🌞⚡TAPITRA hatreo ny délestage !➡️ KIT SOLAIRE mora indrindra, ahitana :☀️ Panneau solaire🔋 Batterie Hi...
25/08/2025

⚡🌞 TINAH’S BOUTIK 🌞⚡
TAPITRA hatreo ny délestage !

➡️ KIT SOLAIRE mora indrindra, ahitana :
☀️ Panneau solaire
🔋 Batterie Himastar
⚡ Convertisseur

✅ Mampandeha jiro, TV, chargeur finday, radio sns.
✅ Mety tsara amin’ny trano sy boutique.
✅ Mitsitsy vola, maharitra, miaro tontolo iainana.

📞 Antsoy izao : 0337578845

25/08/2025

Address

Antananarivo
Tanjombato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tinah's Boutik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category