Bon homme Den Kely

Bon homme Den Kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bon homme Den Kely, Grocers, Itaosy, Tianarivo.

goelaka Amidi ct03827461460331408646
03/05/2026

goelaka Amidi
ct0382746146
0331408646

Atao ahoana reto ty
16/04/2026

Atao ahoana reto ty

reto n gony mis ato aminay0331408646
13/04/2026

reto n gony mis ato aminay
0331408646

VOASARIMAKIRANA, TONGOLOGASY, TAMOTAMO ENTINA HANAFAHANA TSY FAHATOMOMBANANA MARO EO AMIN'NY FAHASALAMANA.    Milamina f...
13/04/2026

VOASARIMAKIRANA, TONGOLOGASY, TAMOTAMO ENTINA HANAFAHANA TSY FAHATOMOMBANANA MARO EO AMIN'NY FAHASALAMANA.
Milamina fahasalamana dia manao fizarana mahakasika ny vokatsoa entin'ny vokatra natoraly metetika eto, mbola hitanao ao amin'ny pejinay Milamina Fahasalamana ao avokoa ireo fizarana ireo, koa manasa anao hatrany hanaraka izany fa mety misy mifanaraka amin'ny toe-pahasalamanao ao.
Anio dia fitambarana vokatra natoraly maromaro izay tena manafaka olana maro eo amin'ny fahasalamana indray no atolotray ho anao: TONGOLOGASY, TAMOTAMO ary VOASARIMAKIRANA no ampiasaina. Manana fahafahana manafaka ny "infections" rehetra ateraky ny aretina maro, miady amin'ny firehetana "anti-inflammatoire", manatsara ny fandevonan-kanina, manadio ireo "toxines" any amin'ny taova (détoxyfiant), miady amin'ny "ballonnement digestif" sy ny "reflux gastrique" ,manadio ny "toxines" any amin'ny rà toy ny "mauvais gras LDL", "triglycéride", "glycémie", "acide urique" (dépuratif), mandamina ny pression sanguine, izany hoe mandanjalanja ny tension artérielle, mampiakatra ny Tahan'ny "système immunitaire", miady amin'ny "fatigue générale sy ny fatigue nerveux" noho ireo otrikaina maro ao aminy.
FOMBA FIKARAKARANA SY FAMPIASANA AZY: Mampangotraka rano atsasaky ny litatra(1/2 litre), Etsy andaniny Dia maka voasarimakirana roa (2), sasana madio tsara ary tetehina miaraka amin'ny hodiny, maka ihany koa tongologasy hasiny telo (3) Dia tetehina madinika, arotsaka ao anatin'ilay rano efa mangotraka ireo akora voakarakara ireo ary ampiana tamotamo vovony iray sotrokely (1càc), Avela angotraka 10 minitra dia tatavanina. Misotro iray vera (200ml) isaky ny maraina 5 mn alohan'ny hisakafo ary atao isanandro mandritry ny 7 andro izany. Afaka tehirizina ny ambony hosotroina ny ampitso Ary mikarakara vaovao toy Io indray rehefa lany izany.
Koa raha voakasik'ireo tsy fahatomombanana eo amin'ny fahasalamana ireo ianao dia ataovy io torohevitra io fa tena mahasoa anao.
Aza misalasala manaraka ire

Mivarotra goelaka izahay Ct0382746146
12/12/2025

Mivarotra goelaka izahay
Ct0382746146

12/12/2025
Moule pizza 3 série : 35000ar26cm= 10000ar29cm= 12000ar32cm=15000ar
12/12/2025

Moule pizza 3 série : 35000ar

26cm= 10000ar
29cm= 12000ar
32cm=15000ar

Atao ahoana reto Ty
12/12/2025

Atao ahoana reto Ty

Address

Itaosy
Tianarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bon homme Den Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category