Showroom Pejaa Tamatave

Showroom Pejaa Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Showroom Pejaa Tamatave, Grocers, Rue Lt Bérard derrière le Trésor public, Toamasina.

Produits 100% Malagasy 100% à base de fruits, épices, lait, mais, petit élevage : jus naturel, diverses épices, cosmétique, huiles essentielles, huiles végétales, fromage, farine de blé, céréales, miel ET PLUS ENCORE.

‎🌶️ 𝗦𝗮𝘂𝗰𝗲 𝗰𝗵𝗶𝗹𝗶 sauce piquante pili-pili petit modèle by   🔥 Mamay annn 🤗‎‎🍱 Ho antsika izay tia effet piquant amin'ny s...
23/07/2026

‎🌶️ 𝗦𝗮𝘂𝗰𝗲 𝗰𝗵𝗶𝗹𝗶 sauce piquante pili-pili petit modèle by 🔥 Mamay annn 🤗

‎🍱 Ho antsika izay tia effet piquant amin'ny sakafo reigny mba andramo hely mei! 😉
‎Tsy manadiso fanantenana ei! 🔥🌶️🌶️

‎🚦Disponible ao amin'ny Showroom PEJAA

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)



‎🌸 Crème coiffante 𝗦𝗢𝗔 𝗧𝗔𝗟𝗬   by   💆‎‎Mena-bolo vita amin'ny savoka tantely parfumé au citriodora 🥰 magnitra ei!! 🥀‎‎🌱 M...
21/07/2026

‎🌸 Crème coiffante 𝗦𝗢𝗔 𝗧𝗔𝗟𝗬 by 💆

‎Mena-bolo vita amin'ny savoka tantely parfumé au citriodora 🥰 magnitra ei!! 🥀

‎🌱 Manampy amin'ny fitsirin'ny volo
‎🌱 Manala angadrano
‎🌱 Mahasalama ny volo sy ny odi-doha
‎🌱 Manankarena vitamine E

‎🕳️ Tadidinareo tamzany andro zany, reto no teigna menaka fampiasa ary teigna efficace tsara raha hanagana randragna ei!
‎Sady mety amin-jaza sy olo maventy 🤗
‎💯% Naturel ❗❗❗
‎🇲🇬 Vita Malagasy

‎🚦Disponible ao amin'ny Showroom PEJAA

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)




‎🌞 Na mafana andro na mangatsiaka❄️, anisany vokatra tsara misy antragno fôgna ny tantely... 🐝🍯‎‎🌺 Manampy amin'ny fahas...
21/07/2026

‎🌞 Na mafana andro na mangatsiaka❄️, anisany vokatra tsara misy antragno fôgna ny tantely... 🐝🍯

‎🌺 Manampy amin'ny fahasalamana amin'ny ankapobeny satry anti-oxydant ihany ko ny tantely
‎🌺 Mahasolo siramamy ho an'olona izay tsy minana siramamy.
‎🌺 Manome hery haingana rehefa reradreraka iny
‎🌺 Fikarakarana tarehy, volo ary hoditra ihany ko izy iti. Anisany akora ilaina amin'ny fanaovana gommage na masque satry manampy bé amin'ny hydratation izy 💦
‎....

‎Maro, tena maro ny vokatsoa azo avy amin'ny tantely fa tongava manjifa ny vita Malagasy aty amin'ny Showroom PEJAA Tamatave fa disponible ato ny tantelin'i Tsara Tantely Tamatave ... 🤗 🇲🇬

‎💚 Mille fleurs
‎💚 Niaouli
‎💚 Grevillea
‎💚 Mokaragna

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)




‎🥥 Huile coco pressé à froids 100% am le tsisy mifangaro fa tena pure 🥥‎‎By Vovico Toamasina ‎‎Maro isika no mieritrerit...
20/07/2026

‎🥥 Huile coco pressé à froids 100% am le tsisy mifangaro fa tena pure 🥥

‎By Vovico Toamasina

‎Maro isika no mieritreritra hoe fatao amin'ny volo ihany ny huile coco na atao amin'ny oditra... ❌☺️

‎Nefa dia maro ny azo ampiasana azy ity Ary tena ilaina b amin'ny fiainana andavanandro :
‎🌴 Azo atao démaquillant izy ti
‎🌴 Ary mety atao usage cosmétique na ko ao amin'ny fikarakarana sakafo
‎🌴 Soin de la peau
‎🌴 Soin du cheveux
‎🌴 Baume à lèvre
‎🌴 Baume après rasage ou épilation
‎🌴 Huile pour massage
‎🌴 Vergeture

‎🇲🇬 Tongava manjifa ny vita Malagasy eee 🤗

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)



‎🍃 Ny curcuma dia épice anisany tsara tsy miala ao antrano mihintsy noho ireo singa mitondra 𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ao aminy... ...
20/07/2026

‎🍃 Ny curcuma dia épice anisany tsara tsy miala ao antrano mihintsy noho ireo singa mitondra 𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ao aminy... 💪

‎☘️ Manamafy ny hery fiarovan'ny vatana izy io
‎☘️ Ary manampy bé amin'ny fanandevonan-kanina ihany koa
‎☘️ Manampy amin'ny fikolokolona ny fo sy ny lalan-dra
‎☘️ Manankarena antioxydants ka manampy sy miaro ny sela sy mitazona ny fahasalaman'ny vatana.
‎☘️ Azo ampiasaina amin'ny fikarakarana ny oditra toy ny masque sy gommage ihany ko izy mba hanampy ny fitazomana ny oditra hadio tsara

‎Eto dia curcuma by Dago_Fy indray no ho atolotra ho anareo 😊 Disponible hatrany ao amin'ny Showroom PEJAA Tamatave

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)



‎🚨 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐁𝐄  😀🎉 Arrivage am le tsy ampoizinareo mintsy raika ti ei 🤗 🚨‎‎🌴 Tongasoa eto amintsika à Tamatave ny produits...
17/07/2026

‎🚨 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐁𝐄 😀🎉 Arrivage am le tsy ampoizinareo mintsy raika ti ei 🤗 🚨

‎🌴 Tongasoa eto amintsika à Tamatave ny produits an'i BHM Best Honey of Madagascar avy any FIANARANTSOA...

‎🐝 Karazana produits à base de miel 🍯 no ho hitantsika aketo ary teigna miavaka satria innovation tsy fahita firy... 🌼🌻🌼🌻

‎🍯 Miel mokonazy (jujubes)
‎🍯 Tartine chocolat Nature (Mi' choco ) leur spécialité 🤗 🤎
‎🍯 Gift honey 100ml et 30ml 🎁🐝
‎🌾 Sésame cuit

‎⚠️ Stock très limitée les gens, aza tara ei! ☺️ Efa disponible ao am showroom PEJAA Zao io!!!!

‎📍Juste en face du ministère des travaux publics ( am lamosiny Trésor ao )



‎🌿 Iza daholo ilay reradreraka Mila massage iny!?? 😊‎‎Fantatrao ve fa samy manana ny asany ireny huile massage ampiasain...
16/07/2026

‎🌿 Iza daholo ilay reradreraka Mila massage iny!?? 😊

‎Fantatrao ve fa samy manana ny asany ireny huile massage ampiasaina ireny! Eto Zao dia huile massage pamplemousse et gingembre by Hay Natiora :

‎🪴Manampy bé ho an'ny olona te hiena vatana ( 𝐟𝐚𝐜𝐢𝐥𝐢𝐭𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐞𝐫𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐩𝐨𝐢𝐝𝐬 )
‎🪴 Manala ireny vergetures ireny
‎🪴 Manamora ny fikorinan'ny rà 🫀

‎Disponible ao am boutique ntsika ao amin'ny Showroom PEJAA
‎📍Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)



‎🪴 Izôvy aby agnatin'ny manao défi repousse des cheveux amintsika aaa ??? 🤗‎‎🌿 𝗛𝘂𝗶𝗹𝗲 𝗮𝗰𝘁𝗶-𝗽𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲 by Ilomeva  ndreika no ...
15/07/2026

‎🪴 Izôvy aby agnatin'ny manao défi repousse des cheveux amintsika aaa ??? 🤗

‎🌿 𝗛𝘂𝗶𝗹𝗲 𝗮𝗰𝘁𝗶-𝗽𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲 by Ilomeva ndreika no arosonay ho anareo anio 🪴

‎Huile repousse à base de
‎💚 Huile de moutarde
‎💚 Pépins de raison
‎💚 Oignons
‎💚 Girofle
‎💚 Cannelle
‎💚 Fenugrec
‎💚 Romarin

‎🍂 Anti-chute izy ti an no sady manalefaka ny volo ➿ Ary raha maharitra tsara mampiasa dia manome volume nu volonao koa izy 🤗

‎🌾 Tongava manjifa ny vita gasy e 😊 🇲🇬

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)



‎🍯 Miel'ko by Manantsoa  🍯‎‎Oui, manana miel en bocal isika ato amin'ny Showroom PEJAA Tamatave an 🙂‎‎🌸 Sady teigna pure...
14/07/2026

‎🍯 Miel'ko by Manantsoa 🍯

‎Oui, manana miel en bocal isika ato amin'ny Showroom PEJAA Tamatave an 🙂

‎🌸 Sady teigna pure fa tongava manjifa ny vita Malagasy 🇲🇬 🌺🐝

‎📍Lieu : Juste ampitany ministère des travaux publics (am lamosiny Trésor ao)



‎🍫 𝗣𝗼𝘂𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗯𝗮𝗼𝗯𝗮𝗯 𝗲𝗻 𝗰𝗮𝗰𝗮𝗼 𝗯𝘆 Hay Natiora  🍫‎‎Tianõ ho feno hery (Énergie) sy tanjaka (Force) ny tontoloandronõ?⚡💪‎Ny ...
10/07/2026

‎🍫 𝗣𝗼𝘂𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗯𝗮𝗼𝗯𝗮𝗯 𝗲𝗻 𝗰𝗮𝗰𝗮𝗼 𝗯𝘆 Hay Natiora 🍫

‎Tianõ ho feno hery (Énergie) sy tanjaka (Force) ny tontoloandronõ?⚡💪
‎Ny baobab dia vokatra eto Madagasikara anisany riche en calcium, vitamine C, Magnésium sy fer...
‎💕Mety tsara am zaza na olo maventy 🧑‍🧑‍🧒‍🧒 🥰

‎Mety hoanigna Amina ronono na smoothies na yaourt 😋 Afangaro tsara d paré ei! 🤗

‎🚨 Aza tara fa anisany produit malaky lany ao am showroom ny poudre de baobab cacao 😊

‎📍 Lieu : juste ampitany ministère des travaux publics eo (am lamosiny Trésor)
‎Na devant DRAE ...



Address

Rue Lt Bérard Derrière Le Trésor Public
Toamasina

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:30

Telephone

+261346014054

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Showroom Pejaa Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Showroom Pejaa Tamatave:

Shortcuts

Share

Category