Douceur Gasy

Douceur Gasy vente de goûté et snack malagasy🇲🇬

contact 📞: 0347292246
0335878714

WhatsApp :+261347292246
Toamasina 501

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lalaina Prisca Bozy, Tou Ky, Mc Chou Lee, Tona Allivenja, Lyamï Ras, Holitiana...
13/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lalaina Prisca Bozy, Tou Ky, Mc Chou Lee, Tona Allivenja, Lyamï Ras, Holitiana Raveloarimanana, Djayah Rakotoniaina, Sonyah Raharimalala, Sitraka Ikoriantsoa, , Henimpitia Stephania, Rah Ianja, Hå Rü, Francklin Josoa, Laurie Jenn

Coucou , 🌽"🔥katsaka mamy mafana tsara"🌽🔥, ho antsika mitady sakafo Maraina, goûté mananana katsaka au coco mafana matsir...
09/05/2026

Coucou , 🌽"🔥katsaka mamy mafana tsara"🌽🔥, ho antsika mitady sakafo Maraina, goûté mananana katsaka au coco mafana matsiro tsara izahay♥️
✅Prix 4000ar ( barquette inclus) 🥰
3000ar (gobelet inclus)😍
Livraison gratuite Raha manodidna Bazary Kely
Afaka récupérer_na
En pré_commande amzay mafana tsara Tonga aminareo(24h avant) Raha demain Mila de Zao manao commande☺️
Mp malaky Ary na miantso 0347292246
Na am Antsa Ma-holy 🙏🏻♥️
#
#

Ho antsika rehetra izay efa nankafy ny glace " Judhy ice " manasa anao andray anjara .Judhy ICE koa Dia afaka miaramiasa...
14/11/2023

Ho antsika rehetra izay efa nankafy ny glace " Judhy ice " manasa anao andray anjara .
Judhy ICE koa Dia afaka miaramiasa amin'ny rehetra. Fikambanana , fiangonana....

Salama daholo o! 👋Elaela izay , eny e somary nangingina kely, ny andro koa moa somary avy foana ny orana.Fa ity aloha ma...
09/02/2023

Salama daholo o! 👋
Elaela izay , eny e somary nangingina kely, ny andro koa moa somary avy foana ny orana.
Fa ity aloha malaza. Hanome ny tsara ho any rehetra sy ireo mpino katolika ao église Notre-Dame de Lourdes⛪ Toamasina ny Judhy ice .
Hifampizara ny mamy 🍨ao isika ka tongava daholo🙏
10 , 11, 12 février.
JUDHY ICE FOR LIFE.

Salama !👋Ndao hilalao e indray ary e.☺️Tarito ny namana hihinana glace.🍧🍨 Raha olona 3 nareo no mihinana glace eo amin'n...
08/01/2023

Salama !👋
Ndao hilalao e indray ary e.☺️
Tarito ny namana hihinana glace.🍧🍨 Raha olona 3 nareo no mihinana glace eo amin'ny Judhy ice, dia mahazo glace 1 fanampiny.😉
Fa izao mila manao commentaire nareo oe: za koa tia glace "Judhy ice " dia tageo ny namana 5. Aza adino partage.
♥️Judhy ICE for life♥️
Manomboka lundi 09 janvier 2023 hatramin'ny jeudi 12 janvier 2023. Mazoto milalao ary e😉.

04/01/2023

🎉🎊Bonne année les 🎉🎊
Désolée du re**rd 🙈 mieux vaut t**d que jamais manko ono🥴😔
Mirary vola sy fahasalamana ho antsika rehetra mandritra ity taona vaovao ity🥰❤️

Inona indray ny kilalao tianareo ataontsika hatao cadeau ponané 🙈😁🤣??
Samia m'commente ary oe😘
Aza adino manao j'aime ny pagentsika🥰
Bisous et bonne journée Daholo 😘🥰❤️

Salama daholo o👋Joyeux Noël isika rehetra 🎉🎉Nohon'ny fiakaran'ny vidin'ny akora fototra ilaina amin'ny fanaovana "glace"...
25/12/2022

Salama daholo o👋
Joyeux Noël isika rehetra 🎉🎉
Nohon'ny fiakaran'ny vidin'ny akora fototra ilaina amin'ny fanaovana "glace" dia hisy fiovana kely ny prix antsika manomboka ny Alatsinainy 26 décembre zao😩😰🥺
☑️ P'tit pot 2500ar♥️
☑️ Cornet PM 1500ar♥️
☑️Cornet GM 2500ar♥️
Merci de votre compréhension 🙏
😍Judhy ice for life😍
Passez tous une excellente journée ensoleillée ♥️🙏🥰
Iarivony Princy Raherison
Antsa Maholy

Salama eeee!👋Tapitra androany ny lalaontsika😊Ka olona 6 no nahita ny valiny marina, nefa oe olona 5 ihany no mahazo fano...
21/12/2022

Salama eeee!👋
Tapitra androany ny lalaontsika😊
Ka olona 6 no nahita ny valiny marina, nefa oe olona 5 ihany no mahazo fanomezana. Dia izay nahatonga ny valiny aloha ihany no mahazo .
Ka ireto ary ireo nahazo:
Legar Animateur 😊
Andréa Caroline 😊
Faxx Adr 😊
Aaron Nael 😊
Belamina Aaron Nathanaël 😊
Ilay loka moa dia efa azo nao alaina rahampitso manomboka amin'ny 9:00 katramin'ny 5:30 hariva.
♥️♥️Judhy ice for life.♥️♥️
Misaotra foana ho an'ireo izay mazoto mandray anjara, bisous dia bonne soirée daholo😘😘

Satria moa tianay be ianareo dia tianay ihany koa ny mizara loka😉Dia omenay sopapa ngodabe farany nareo ary😆Ataontsika a...
15/12/2022

Satria moa tianay be ianareo dia tianay ihany koa ny mizara loka😉
Dia omenay sopapa ngodabe farany nareo ary😆
Ataontsika amin'ny Mercredi no farany hilalaovana🙏
Ny menthe, ny chewing-gum efa ela no nivoaka 🙄
Fa iza am'reto ary no vaovao oooo😋
☑️ Pistache
☑️ Exotique
☑️Letchis
Atsy am'le publication d'origine ihany no milalao an ♥️
Bonne chance à tous♥️♥️

Sopapa kely amin'ilay kilalaontsika😋Ny parfum "chewing-gum"tompoko efa tam semaine ambony no nivoaka, fa ilay farany han...
15/12/2022

Sopapa kely amin'ilay kilalaontsika😋
Ny parfum "chewing-gum"tompoko efa tam semaine ambony no nivoaka, fa ilay farany hanaovana jeu vao tam "MERCREDI" no nivoaka.😉
Mbola manana chance izay hilalao zany o😋
Iarivony Princy Raherison
Antsa Maholy

Allô allô 📢📢 Lasa indray ary e,🏃 lalao indray.Tsotra kely sady mora, nefa olona dimy (5) 👫👭🕴️no omentsika fanomezana.🎁 *...
14/12/2022

Allô allô 📢📢
Lasa indray ary e,🏃 lalao indray.
Tsotra kely sady mora, nefa olona dimy (5) 👫👭🕴️no omentsika fanomezana.🎁
* Misy parfum vaovao vao navoakanay omaly , efa azo vidina izy io .
Tongava manandrana ary hoe inona ilay izy🤤
# Inona ary ilay parfum ?😊
# Aza adino ny mi abonné ny page
# Dia tagué_o ny namanao 5
# Capture aza adino
Ndao ary e raha te hahazo enao mandraisa anjara.
(Ireo dimy (5) voalohany mahamarina ihany no mahazo an) ka vonjeo aingana ary e.
Amin'ny Alahady indray no farany lalao.
♥️Judhy ice for life♥️

Address

Tanambao2 Près Bekapa, Bazary Kely Ambony
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Telephone

+261340495680

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Douceur Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category