Benty food

Benty food Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Benty food, Grocers, Depot quatrieme, Toamasina.

02/07/2025

Sahoaba amin’ilay machiro tsara igny mintsy❤️ 7000Ar barquette

Sahoaba oh🥰
30/06/2025

Sahoaba oh🥰

Coucou Daholo oh!Hoan’tsika izay mila moforavina atao petit déjeuner rahampitso maraina dia afaka mandefa commande amina...
10/05/2025

Coucou Daholo oh!
Hoan’tsika izay mila moforavina atao petit déjeuner rahampitso maraina dia afaka mandefa commande aminay androany hariva ah🥰
Ireto avy no disponible rahampitso maraina
Nature 🍃 pistache 🥜 choco 🍫
Afaka tonga dia miantso raha sendra tsy connecté izahay ah 🥰
0344941986

Misy moforavina rahampitso oh!NatureAu pistache 🥜Au coco🥥Au choco🍫A l’ananas 🍍Afaka tonga dia miantso raha sendra tsy co...
16/03/2025

Misy moforavina rahampitso oh!
Nature
Au pistache 🥜
Au coco🥥
Au choco🍫
A l’ananas 🍍
Afaka tonga dia miantso raha sendra tsy connectée zah 🥰0344941986

Mine sao oh!
26/02/2025

Mine sao oh!

Bon appetit 🥰
19/02/2025

Bon appetit 🥰

Salama daholo ooh!Noho ny fankakazana ny fetin’ny mpifankatia rahampitso dia manao tolotra izahay hoanareo clients izay ...
13/02/2025

Salama daholo ooh!
Noho ny fankakazana ny fetin’ny mpifankatia rahampitso dia manao tolotra izahay hoanareo clients izay hanao commande riz cantonais rahampitso 🥰
Izay maka riz cantonais 2 barquettes dia Omenay suplements (juste Riz cantonais tsy misy laoka 1 barquette) 😇
Ny prix any sakafon-tsika tsy mbola niova🥰
Riz cantonais simple 6000Ar
Riz cantonais au viande 🥩 10.000Ar
Riz cantonais au poulet 🍗 12.000Ar

Avec barquette daholo ireo prix ireo.
Manao livraison izahay 3000Ar
Afaka recuperena aminy king’s ambolomadinika koa anefa 11h30 iny😋
Alefaso ary ny commande fa izay mi commande aloha ihany no aterina aloha🤪
0344941986

Salama daholo oh!Misy riz cantonais rahampitso 11h30 ah🥰Hoan’tsika izay mbola sempotra ny adidy aman-draharaha nefa tsy ...
11/02/2025

Salama daholo oh!
Misy riz cantonais rahampitso 11h30 ah🥰
Hoan’tsika izay mbola sempotra ny adidy aman-draharaha nefa tsy te ho tara ora fisakafoanana dia afaka manao commande dien’izao fa horaisinay ny commande nareo ah🥰
Ny riz Cantonais an-tsika dia manomboka
6000Ar (juste riz cantonais)
10.000Ar au viande 🥩
12.000Ar au poulet 🍗
Livraison 3000Ar
Recuperation possible
0344941986

Mbolatsara antsika jiaby eh!Misy goûté moforavina niany ah🥰Manomboka 15h ny livraison.Nature 🍃500ArAu pistache🥜500ArAu c...
10/02/2025

Mbolatsara antsika jiaby eh!
Misy goûté moforavina niany ah🥰
Manomboka 15h ny livraison.
Nature 🍃500Ar
Au pistache🥜500Ar
Au coco🥥600Ar
Au choco🍫700Ar
A l’ananas 🍍1000Ar
Manao livraison izahay à partir de 2000Ar dia 10 pièces minimum ny commande vao manao livraison izahay😊
Afaka recuperena aminy king’s ambolomadinika.
Afaka mandefa mp na tonga dia miantso avy hatrany hoan’izay hanao commande ah🥰
0344941986

Salade de fruit oh! Glacé tsara🥹🥹Pomme 🍎 Pêche 🍑 Bananes 🍌 Ananas 🍍 Mangue 🥭 Yaourt concentré 🥰4000Ar barquette Livraiso...
02/12/2024

Salade de fruit oh!
Glacé tsara🥹🥹
Pomme 🍎
Pêche 🍑
Bananes 🍌
Ananas 🍍
Mangue 🥭
Yaourt concentré 🥰
4000Ar barquette
Livraison 3000Ar, recuperation possible
0344941986

Address

Depot Quatrieme
Toamasina

Telephone

+261344941986

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Benty food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category