Auto-entrepreneur Toamasina mifampianatra

Auto-entrepreneur Toamasina mifampianatra Seul : on va plus vite. Ensemble: on va plus loin. Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy

Olo tsara tso-drano anô !!Mendrika anao izy regny !! Natao hoa anao!Magnanôva ny tsara hatrany!!Fantaro fa miambigny ana...
19/10/2025

Olo tsara tso-drano anô !!
Mendrika anao izy regny !! Natao hoa anao!

Magnanôva ny tsara hatrany!!

Fantaro fa miambigny anao ny anjara sy nofinofinao.

ANTOKY NY FAHOMBIAZANA NY SANTE MENTALE SY NY BIEN-ÊTRE Aza taraNiany, 🕦14h, 📌 CJST
18/10/2025

ANTOKY NY FAHOMBIAZANA NY SANTE MENTALE SY NY BIEN-ÊTRE

Aza tara

Niany, 🕦14h, 📌 CJST

Izahay équipe n'ny Stirius Madagascar dia mankasitraka indrindra ny    Fenerive-Est Analanjirofo nampiantrano anay tamin...
28/09/2025

Izahay équipe n'ny Stirius Madagascar dia mankasitraka indrindra ny Fenerive-Est Analanjirofo nampiantrano anay tamin'igny orientation professionnelle igny.

Tsisy managna ny ampy fa sambatra izahay mifagnampy.

Ho fankasitrahagna dia nandray anjara tamin'ny fanadiovana ny équipe
Eleo Anselme Ernë Stœ Wladmir Lidmila Tsivaliana Or Miel Jean François Body sy ny tanora Conseil des Jeunes d'Analanjirofo

Ankasitrahanay ianareo rehetra, rehetra, ary ireo nahandro nahamasaka an'iny adidy lehibe ho an'ny tanoran'ny Fenerive-Est Igny

Direction Régionale de la Santé Publique Analanjirofo
DREN Analanjirofo Ofisialy
Dredd Analanjirofo
Centre Médical Mahavelona
Drcc Analanjirofo Ofisialy
Chambre de commerce Analanjirofo-CCI Analanjirofo
Hifamelogno FA Tsy Hifamono
Gouverneur - Région Analanjirofo
Andry Cristalcom - Député élu de Fenerive-Est
Direction Régionale de la jeunesse et des sports Analanjirofo
Direction Régionale des Transports et de la Météorologie_DRTM Analanjirofo
Direction Régionale de la Santé Publique (DRSP Analanjirofo)
Université de Toamasina Officiel
Université d'Analanjirofo Officiel
UNIVERSITÉ D'ANALANJIROFO Officiel ...

22/09/2025
Programme orientation professionnelle à Fenerive-est
22/09/2025

Programme orientation professionnelle à Fenerive-est

AZA AVELA MANDRIMANDRY NY NOFINOFINTSIKA Stirius Madagascar Matoky hatrany antsika tanora.Miandry anao ilay VINAVINANAO....
21/09/2025

AZA AVELA MANDRIMANDRY NY NOFINOFINTSIKA

Stirius Madagascar Matoky hatrany antsika tanora.

Miandry anao ilay VINAVINANAO.

Univ Analanjirofo Ofisialy
Cci Analanjirofo
Jean François Body
Wladmir Lidmila Tsivaliana
Centre Médical Mahavelona
Drcc Analanjirofo Ofisialy Eleo Anselme Kennedy Alda Rakotonirina Direction Régionale de la jeunesse et des sports Analanjirofo

LE RÔLE D'UN PÈRE.Tsy natao hiteraka fotsiny ianareo
21/09/2025

LE RÔLE D'UN PÈRE.
Tsy natao hiteraka fotsiny ianareo

Efa eto Fenerive-Est Analanjirofo ny équipe  Stirius Madagascar Ary nandray anjara tamin'ny  'up   niaraka tamin'ny Dire...
20/09/2025

Efa eto Fenerive-Est Analanjirofo ny équipe Stirius Madagascar

Ary nandray anjara tamin'ny 'up niaraka tamin'ny Direction Régionale de la jeunesse et des sports Analanjirofo

INO ASA HATAONAO ????
19/09/2025

INO ASA HATAONAO ????

Avec DREN Analanjirofo Ofisialy – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
13/09/2025

Avec DREN Analanjirofo Ofisialy – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

OLONA MANANA HOAVY MAMIRATRA ANAO fa nohon'ny TSY FAHAFANTARAGNA dia mety ho taraiky.Aza avela mandalo ny fifampizarana ...
12/09/2025

OLONA MANANA HOAVY MAMIRATRA ANAO fa nohon'ny TSY FAHAFANTARAGNA dia mety ho taraiky.

Aza avela mandalo ny fifampizarana KARAZAN' misy ataon'ireo Zoky Ray aman-dreny

Ho ANTSIKA 4ème hatramin'ny Terminal, SAMBORO AN-TAGNANA NY HOAVINAO miaraka amin'ny Stirius Madagascar

Fénérive-est
Fenerive-Est
Fenerive-Est Analanjirofo
Fenerivo-ntsika
Analanjirofo

Address

Centre Médical Mahavelona
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auto-entrepreneur Toamasina mifampianatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category