HAY'S Beauty Tamatave 501

HAY'S Beauty Tamatave 501 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HAY'S Beauty Tamatave 501, Grocers, Morarano, Toamasina.

21/12/2025
salama daholo 么馃槏!Amin'izao hankatoky ny fety Izao dia misy promotion ato aminay manomboka ny 22/12/25 ka hatramin'ny 30/...
21/12/2025

salama daholo 么馃槏!
Amin'izao hankatoky ny fety Izao dia misy promotion ato aminay manomboka ny 22/12/25 ka hatramin'ny 30/12/25.
Izay manao:
馃尫soin botox capillaire
馃尫coloration cheveux
dia omena pause capsule avec vernis classique(main ou pied) maimaim-poana .

馃尯Ora fiasana:
7h30 脿 18h30
du Lundi au Dimanche

Salama daholo ndray 么!馃槏Ho anareo izay maniry ny hanao soin lissage botox capillaire an tongava ato @  HAY'S Beauty Tamat...
12/09/2025

Salama daholo ndray 么!馃槏
Ho anareo izay maniry ny hanao soin lissage botox capillaire an tongava ato @ HAY'S Beauty Tamatave 501 fa promotion ny lissage manomboka ny 13 Septembre ka hatramin'ny 5 Octobre 2025.
Efa maro ny cliente nandalo tato aminay no afa-po, ankasitrahana hatrany ianareo nahatoky anay馃槏馃尯.
Jereo anie ny sary eo馃憞.

Misokatra izahay ny:
Alatsinainy ka hatramin'ny Lahady
7h45 - 17h30

20/08/2025

Un grand merci 脿 mes nouveaux followers ! Di Nah'rindra Raharimalala, Widiciah Venie, Christelle Lucksweet

Coucou daholo 么馃槏馃槏,Manja sy b么g么sy aby anie Zay tonga tato aminay e.Jereo anie n'y sary Etsy馃憞Mankasitraka hatrany hoanare...
15/08/2025

Coucou daholo 么馃槏馃槏,
Manja sy b么g么sy aby anie Zay tonga tato aminay e.Jereo anie n'y sary Etsy馃憞
Mankasitraka hatrany hoanareo zay tonga nanjifa ny service tato aminay馃馃馃尯.

Manolotra promotion ny HAY'S Beauty Tamatave 501 manomboka androany
15 Ao没t au 31Ao没t.
Coloration + soin + brushing + finition: 50.000Ar

RDV CONTACTER: 0343652312

LISSAGE BOTOX CAPILLAIRE:Lissage tena tsara tsy mampisy frisottis.Mampalama,mampangirana, mampalefaka ny volo.Maharitra ...
15/08/2025

LISSAGE BOTOX CAPILLAIRE:
Lissage tena tsara tsy mampisy frisottis.
Mampalama,mampangirana, mampalefaka ny volo.
Maharitra 6 mois be zao

Ndao ary hikarakara volo e sady tsy mandoa vola anie ny manao diagnostic ny volonao ato aminay.
Rdv contacter: 0343652312 HAY'S Beauty Tamatave 501

Coucou daholo 么馃槏馃槏!Ireto indray ny asanay ary an!Manasa anao hatrany izahay ato HAY'S Beauty Tamatave 501 tongava manao m...
25/07/2025

Coucou daholo 么馃槏馃槏!
Ireto indray ny asanay ary an!
Manasa anao hatrany izahay ato HAY'S Beauty Tamatave 501 tongava manao manjamanja.

Salama daholo ndray manjakely馃槏.Elaela izay an!Ito ndray ary ny asa vita tato aminay e,mankasitraka hatrany hoanareo clie...
22/07/2025

Salama daholo ndray manjakely馃槏.
Elaela izay an!
Ito ndray ary ny asa vita tato aminay e,mankasitraka hatrany hoanareo cliente afa-po nahatoky anay.馃尯馃尯鉂わ笍

Tsy miova ny Toerana misy anay eto @ Box Stella Maris Morarano.

Contact: 034 36 523 12

Salama daholo manjakely馃槏馃槏Eto aho dia mankasitraka hatrany ho anareo mpanjifa tonga nikarakara famanj脿na tato aminay nand...
05/07/2025

Salama daholo manjakely馃槏馃槏
Eto aho dia mankasitraka hatrany ho anareo mpanjifa tonga nikarakara famanj脿na tato aminay nandritra iny volana Jona lasa teo iny.馃尯馃尯
Ireto indray ary ny santionany asa vitanay e!
Ety @ box N掳6 Morarano Stella Maris hatrany no misy ny HAY'S BEAUTY

CONTACT :0343652312

05/07/2025

Un grand merci 脿 mes nouveaux followers ! Mandimby Hasina Nalahajanahary, Estelo Sarako, Rafanomezantoky Jack

Address

Morarano
Toamasina

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00
Sunday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAY'S Beauty Tamatave 501 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category