Jesoa Kristy aty andanitra

Jesoa Kristy aty andanitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jesoa Kristy aty andanitra, Grocers, Toamasina.

16/09/2025

Anaka!
Raha laoka mo enao de MBA laoka ino🥹

16/08/2025

Anaka !

Mimaste pory reo bandy celibataire jiaby reo
Sipa tokony ho celibataire fa ts lehilahy🖕

11/08/2025

Anaka?
Sipa fohy na sipa taille taigna tia lely anaka 😀🥺

11/08/2025

Anaka?
Teny kely hoan'ny olona nanasa anao niandry ela be naifa mbol ts anjara iany😭

09/08/2025

Anaka !
Tsy fahotana🥋🥺 zany
Fa ndao mijery olon-kafa hitiavigny kw tsy tiany 💔🥺😓🙏
Fa malahelo lava eo fw anao anaka😭

07/08/2025

Anaka ?
Efa aza matoky olona zan wa
Natoky loatra an'i joudas nay zahay de nivadihanay😭

04/08/2025

Anaka !
Iza aby reo namanao na andatsahako varatra avy aty andanitry
Fa ts mety ho voly fampirafesan🤣

02/08/2025

Anaka. !
Efa maty t@2000 tany olo tokam-po💗💍 zn
Fa aza maty² pory zan fa vola tadiavo📃✏️

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesoa Kristy aty andanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category