28/08/2025
😊TSARA TSIRO SADY BE OTRIKAINA 😊
🙏Aleonay tsy mahalafo toy izay hanome zavatra ratsy anareo
🤷Tsy mbola nisy nanandrana an' ito ka niteny hoe ratsy ilay izy
🤙Raha samy hi-croquette ihany aleo mihinana an' ilay be otrikaina
🏃Afaka hanateranay any an-trano, handefasana manerana ny Nosy
💵Izay tsy afa-po amin' io produits io averinay avo roa heny ny volany
👍Tsy resaka doka fa tsara io ry reto a
😉Any am-piasana, any am-pianarana, anaty birao, ambony posy, anaty betax, anaty camion, anaty voyage, ambony moto.... n' aiza n' aiza azo ihinana azy daholo ankoatran' ny any am-piangonana😋
❕Midira MP raha mbola tsy nahazo fa omenay e❕