Vaovao eto Madagascar

Vaovao eto Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao eto Madagascar, Grocers, Toamasina.

๐Ÿ”ด N๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ny ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ   ny  ๐—ฏ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ'๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜†, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ  #๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ. ๐Ÿ“ธ Commun...
20/10/2025

๐Ÿ”ด N๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ny ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ ny ๐—ฏ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ'๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜†, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ #๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ.

๐Ÿ“ธ Commune Rurale Ambohimangakely Ofisialy

20/10/2025

โ€ผ๏ธARAKA NY HEVITRAO DIA INONA NO ANTONY LEHIBE MAHATONGA NY FIRENENTSIKA MALAGASY ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ TSY METY MANDROSOโ‰๏ธ

HERY RAJAONARIMAMPIANINA๐Ÿ“Œ Hody an-tanindrazana. Anisan'ireo malaza mety ho tendrena praiminisitra ity filoha teo aloha i...
20/10/2025

HERY RAJAONARIMAMPIANINA

๐Ÿ“Œ Hody an-tanindrazana. Anisan'ireo malaza mety ho tendrena praiminisitra ity filoha teo aloha ity. Ho hita eo ihany izay ho tohiny.

๐Ÿ“ Lany teny anivon'ny Antenimierampirenena izao atoandro izao ny fanalร na ny filoha Rajoelina amin'ny toerany.
14/10/2025

๐Ÿ“ Lany teny anivon'ny Antenimierampirenena izao atoandro izao ny fanalร na ny filoha Rajoelina amin'ny toerany.

Tafiditr eny amin kianjany 13 Mai izao
11/10/2025

Tafiditr eny amin kianjany 13 Mai izao

โœ…Nilahatra nanomboka teny @ Citรฉ Poste  ireo vahoka manohana ny filoha Andry Rajoelina ary  nikiakiaka hoe tsy miala Raj...
11/10/2025

โœ…Nilahatra nanomboka teny @ Citรฉ Poste ireo vahoka manohana ny filoha Andry Rajoelina ary nikiakiaka hoe tsy miala Rajoelina.
Nanatevina ity filaharana ity ireo solotenan'ny Fokontany 41 eto @ Kaominy Ambonivohitry Toliara.

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅNanao fanambarana ireo miaramila ao aminโ€™ny CAPSAT etsy Soanierana ny maraina teo, miantso ireo namany hijoro hiaro n...
11/10/2025

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅNanao fanambarana ireo miaramila ao aminโ€™ny CAPSAT etsy Soanierana ny maraina teo, miantso ireo namany hijoro hiaro ny vahoaka malagasy.

โ–ชMiantso ireo miaramila namany, zandary ary polisy ihany koa izy ireo tsy hanaiky handray baiko hifampitifitra aminโ€™ny namany na hamono ny vahoaka.

๐Ÿ”นEntaninโ€™izy ireo ny miaramila miasa eny Iavoloha sy Ambohitsorohitra hiala eny ka hiverina eny aminโ€™ny Toby niavianโ€™izy ireo tsirairay avy ary hiandry ny toromarika. Ireo miaramila eny Ivato kosa dia antsoinโ€™izy ireo hisakana izay fiaramanidina mikasa hiala eto Madagasikara.

๐Ÿ”น Mijoroa ianareo any aminโ€™ny camp rehetra any, na tsy hamonjy anay aty aminโ€™ny CPASAT aza. Aza manaiky ampiasainโ€™ireo lehibe ireo hifampitifitra aminโ€™ny namanareo. Akatony ny vavahady ary miandrasa toromarika ยป, hoy ny antsonโ€™izy ireo tao anatinโ€™ny fanambarany ny maraina teo.

Nomarihanโ€™ireto miaramilanโ€™ny CAPSAT ireto fa nanao sonia sy fianianana hiaro ny vahoaka malagasy sy ny fananany izy ireo fa tsy hifampitifitra sy hamono ny vahoaka malgasy na hiaro tombontsoan'olom-bitsy.

โ€ŽAraho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/

โ‰๏ธ๐Ÿค” #๐— ๐—ถ๐—ท๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜†  #๐—–๐—”๐—ฃ๐—ฆ๐—”๐—ง, ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ  #๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ. Tsy misy ...
11/10/2025

โ‰๏ธ๐Ÿค” #๐— ๐—ถ๐—ท๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† #๐—–๐—”๐—ฃ๐—ฆ๐—”๐—ง, ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ #๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ. Tsy misy ambadika hoy izy ireo no hijoroana fa tena , ary vonona hifampidinika manoloana ny fikasan'ireo namany azy izy ireo.
๐Ÿ’ขNanamafy ihany koa ireto farany ny ny fandefasana amin'ireo mpanao fihetsiketsehana.

โŒโŒ๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—” - ๐—–๐—”๐—ฃ๐—ฆ๐—”๐—งโŒโŒ๐Ÿ”ด Mijoro ho an'ny vahoaka manoloana ny herisetra.๐Ÿ”ด Tsy misy ambadika  politika fa fitiavan-tanindr...
11/10/2025

โŒโŒ๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐— ๐—œ๐—Ÿ๐—” - ๐—–๐—”๐—ฃ๐—ฆ๐—”๐—งโŒโŒ

๐Ÿ”ด Mijoro ho an'ny vahoaka manoloana ny herisetra.

๐Ÿ”ด Tsy misy ambadika politika fa fitiavan-tanindrazana.

๐Ÿ”ด Tsy hiady no nivoahana fa namaly ny antson'ny vahoaka.

๐Ÿ”ด Miantso fampitsaharana ny fandefasana baomba mandatsa-dranomaso.

๐Ÿ”ด Vonona hifampidinika manoloana ny fikasan`ireo namany hisambotra azy ireo

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao eto Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category