Ny AKOHO amam-Borona sy ny tontolony

Ny AKOHO amam-Borona sy ny tontolony Akoho amam-Borona misakafo sakafo voajanahary mahasalama.

Efa misy indray ny atody Kuroiler ny zanany koa efa misy aza tara Raha misy maha liana
24/10/2025

Efa misy indray ny atody Kuroiler ny zanany koa efa misy aza tara Raha misy maha liana

Miarahaba antsika rehetraMisy vokatra vitsivitsy Alefa "akoho kombo 4 herinandro" alefaso ny kaomandy Raha Liana. Asíana...
30/07/2025

Miarahaba antsika rehetra
Misy vokatra vitsivitsy Alefa "akoho kombo 4 herinandro" alefaso ny kaomandy Raha Liana. Asíana ihany koa ianao hanaraka ny pejy
Pejy natokana ho an’ny mpiompy sy ireo liana amin’ny fiompiana akoho amam-borona rehetra — aty amin'ny faritra Bongolava.

🎯 Tanjonay:

Hampiroborobo ny fiompiana malagasy nohatsaraina

Hanentana sy hanampy an’ireo vehivavy sy tanora ho sahy hanomboka fiompiana

Hifampizarana traikefa, vokatra, ary torohevitra mahomby

Hampifandray tantsaha mpiompy sy mpividy amin’ny fomba madio sy mahomby

🧑🏾‍🌾 Miangavy anao hanaraka sy hizara ity pejy ity amin’ny namana rehetra: ➡️ Vehivavy sahy hivelona amin’ny fiompiana
➡️ Tanora te hanomboka fihariana kely
➡️ Mpiompy mitady torohevitra, fifanakalozana, sy tsenam-barotra

📌 Raha te hahazo sary vokatra, torohevitra, ary fomba fanombohana fiompiana, dia araka sy zarazarao izao!

🙏 Mankasitraka sahady amin’ny fanohanana sy fizarana.
Tsy ho very anjara amin’ny fiompiana madio sy manova fiainana ianao!

Akoho gasy haingampitombo amin'ny vidiny mirary misy vitsivitsy Alefa ato midira mp Raha Liana  3 herinandro maherikely ...
26/07/2025

Akoho gasy haingampitombo amin'ny vidiny mirary misy vitsivitsy Alefa ato midira mp Raha Liana 3 herinandro maherikely reo efa tena lehibe soa tsy ahazo a! Haingam-pitombo reo efa vita traitement sakafo voajanahary hatrany

Vokatra vitsivitsy
18/07/2025

Vokatra vitsivitsy

Tongasoa eto amin’ny Pejy FIOMPIANA ANKOHO AMAM-BORONA ETO TSI/didyEto no toerana natokana ho an’ny fizaràna traikefa sy...
30/06/2025

Tongasoa eto amin’ny Pejy FIOMPIANA ANKOHO AMAM-BORONA ETO TSI/didy
Eto no toerana natokana ho an’ny fizaràna traikefa sy vokatra avy amin’ny fiompiana akoho gasy sy vorona isan-karazany.

🎯 Ny tanjonay?
Hamporisika anao ho tia sy hanomboka fiompiana, na amin’ny tokotaninao fotsiny aza.
Satria ny fiompiana dia:

✅ Loharanon-tsakafo matanjaka ho an'ny tokantrano

✅ Vokatsoa ara-bola sy fihariana mitombo

✅ Asa afaka atao na ho an’ny tanora, na ho an’ny vehivavy izay tsy mila hery be fa fahazotoana sy fikarakarana

🚜 Eto amin’ny pejy dia ho hitanao:

Sary sy vaovao momba ny fiompiana akoho sy vorona

Fomba fanatsarana sy fikarakarana amin’ny fomba tsotra

Vokatra azo vidiana sy arovana

🪴ETO Tsi/didy no misy anay, amin’ny tanim-piompiana tsotra fa madio sy manara-penitra.
Manasa anao hanaraka anay, hatrany

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny AKOHO amam-Borona sy ny tontolony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category