P’tit bout d’chou

  • Home
  • P’tit bout d’chou

P’tit bout d’chou Vente d’article de bébé

Vide dressingGrenouillère nouveau née-1mois-3mois3000ar ny iray🥰
27/02/2025

Vide dressing
Grenouillère nouveau née-1mois-3mois
3000ar ny iray🥰

Arrivage vaovao o🥰Efa affiché eo amin’ny sary daholo ny prix rehetra an😉Disponible sur fianarantsoa ☎️Contact: 038 50 79...
12/08/2023

Arrivage vaovao o🥰
Efa affiché eo amin’ny sary daholo ny prix rehetra an😉
Disponible sur fianarantsoa
☎️Contact: 038 50 792 22

Ito ary ilay lalaon-tsika an😍Doudoune avec capuchon 1-6mois io an🥰Grenouillère rouge 6-9mois🥰Grenouillère bleu manifinif...
07/08/2023

Ito ary ilay lalaon-tsika an😍
Doudoune avec capuchon 1-6mois io an🥰
Grenouillère rouge 6-9mois🥰
Grenouillère bleu manifinify mety be refa mafana ny andro🥰 misy initiale mike 3-6 mois🥰
Grenouillère bleu 1-4mois🥰
Hochets 1 paquets/ 04 pièces 🥰
Tena oe efa fanomezana be😍
Zao ary Critère anilay izy:

📌 Manao J'aime ny page sy mandefa demande d'ajout amin'ny compte
📌 Teneno eo aminy commentaire ilay articles tianao halaina 👍🏻
📌Mentionnéo namanao 10 hanao j'aime page sy ny publication iany koa👍🏻
📌 Partageo amin'ny profil nao ny publication sady mentionenao eo ny page@ P'tit Bout D'chou

Vendredi à 18h farany lalao de ataotsika tirage en Direct izay ahazo azy an.
NB: izay nahazo tao amin'ny tirage no misafidy ny lokany an😍, olona ray commentaire 1 ihany

Bonne chance e❤

Ito ary ilay lalaon-tsika an😍Doudoune avec capuchon 1-6mois io an🥰Grenouillère rouge 6-9mois🥰Grenouillère bleu manifinif...
07/08/2023

Ito ary ilay lalaon-tsika an😍
Doudoune avec capuchon 1-6mois io an🥰
Grenouillère rouge 6-9mois🥰
Grenouillère bleu manifinify mety be refa mafana ny andro🥰 misy initiale nike 3-6 mois🥰
Grenouillère bleu 1-4mois🥰
Hochets 1 paquets/ 04 pièces 🥰
Tena oe efa fanomezana be😍
Zao ary Critère anilay izy:

📌 Manao J'aime ny page sy mandefa demande d'ajout amin'ny compte
📌 Teneno eo aminy commentaire ilay articles tianao halaina 👍🏻
📌Mentionnéo namanao 10 hanao j'aime page sy ny publication iany koa👍🏻
📌 Partageo amin'ny profil nao ny publication sady mentionenao eo ny page@ P'tit Bout D'chou

Vendredi à 18h farany lalao de ataotsika tirage en Direct izay ahazo azy an.
NB: izay nahazo tao amin'ny tirage no misafidy ny lokany an😍, olona ray commentaire 1 ihany

Bonne chance e❤

07/08/2023

Ato oo😍🥰

Address

Ambalapaiso Fianarantsoa

301

Telephone

+261385079222

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when P’tit bout d’chou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Grocery Store?

Share