Tsy Ory Feeling

Tsy Ory Feeling God,family,mozika,sakafo
Tongasoa😎
🍀eto aho mitatatatata eto mizara ny tontoloko am-pitiavana be mihitsy 😉
Ho tahin’i Jah de Yes high be
(6)

Yes high,Tsa vitako koa le montage 😩Ah zany Raha olona te hanao vacance nefa amin’ny Decembre indray vao misy vacance 😭😭...
19/08/2026

Yes high,
Tsa vitako koa le montage 😩
Ah zany Raha olona te hanao vacance nefa amin’ny Decembre indray vao misy vacance 😭😭😭😭4mois fotsiny anie 😎
Alefa ramamany kely ah
Tony Souvenir Portugal aby 😎😎

19/08/2026

Mangirana vao mipotsak’alika ilay tapikandrina 😤
De misy casier koa ra olona de manana la clé ah
Salama alou 😩adinoko
Tahin’i Jah daholy
😎😎

✨ LA ROCHE-POSAY EFFACLAR – Soin anti-imperfections 3 étapes ✨ Authentique ✅ PRIX: 30.5000Ar oui 3Hetsy Sy Dimarivo Un c...
19/08/2026

✨ LA ROCHE-POSAY EFFACLAR – Soin anti-imperfections 3 étapes ✨ Authentique ✅
PRIX: 30.5000Ar oui 3Hetsy Sy Dimarivo

Un coffret complet ho an’ireo manomboka skincare oh 💙Eny eh miampy crème solaire vao tena kôplet

🧼 1. Fanadiovana tarehy , manala ny imperfection sy ny excès de Sébum
💧 2. Soin anti-imperfections : mihakely ilay botabotana amin’ny tarehy,mony Sy ny tasy eh
🧴 3. Hydratant : hydrate la peau.Manamando ny tarehy

Azafady amin’ilay teny mifangaro fa zao izy mba azo azo sa ?

Pharmacie mihitsy nividiananareo fa raha vao mangidihidy na mivonto ny tarehy mampiasa azy de tsy zakanao izy Zay.Mila Diovina tsara koa alohany hanao azy na de nettoyant aza le Ray Io.

5 no dispo ao ka malaky ary moa My Wonderfully
Tahin’i Jah

17/08/2026


Averina foana
Mahaiza Mankasitraka

✨ BALEA – Soins cheveux ✨15.000Ar/pièce Halli Hallo 🫶🏽💜 Balea Silber Glanz Shampoo + Après-shampooingNatao ho an’ny volo...
17/08/2026

✨ BALEA – Soins cheveux ✨15.000Ar/pièce
Halli Hallo 🫶🏽

💜 Balea Silber Glanz Shampoo + Après-shampooing
Natao ho an’ny volo miloko
✨ mampamirapiratra ny volo
💜 panampy Amin’n’y Neutralisation des Tons jaunes
🫧 manalefaka ny volo

🩷 Balea Oil Repair Intensiv
Natao ho an’ny volo simba sy Maina be
✨ Mamelona sy mikarakara lalina ny volo
🩷 Manampy manamafy sy manarina ny volo simba
💆‍♀️ mamelona ny volo ho malefaka, mora karakaraina ary mora bangoina
⚠️ Authentique 🇩🇪🇩🇪

🌸 Fikarakarana tsotra sy mahomby ho an’ny volo tsara tarehy isan’andro! Tsy Ory Feeling

Yes high ,Lisbon Portugal 🇵🇹 tamin’ny 2024Kaboum Kely ah,ny maso efa hila tsy hisokatra.Any Portugal koa tena tsara hana...
17/08/2026

Yes high ,
Lisbon Portugal 🇵🇹 tamin’ny 2024
Kaboum Kely ah,ny maso efa hila tsy hisokatra.
Any Portugal koa tena tsara hanaovana vakansy sady mora fiainana,tena mora .
Taxi 5-10€ eo ny trajet sady tomobil tsara be.
Sakafo koa mora. Plat manomboka 7€ eo nefa trondro be
✅Eo ho eo Amin’n’y 400€/ Personnes eo tamin’izany no laninay (5jours)
✅Billet d’avion 60€ aller retour 😎
Nafinaritra be tany ny Bex no tsa de nisy choix Zareo ah🤦🏽‍♀️ iny Super Bok iny bex amboarindreo any de sady misy 1Litatra be Amin’y tavohangy plastique iny 😂😂😂
De aza adino mihitsy miova rivotra fa Ilaina izany
-Jah

16/08/2026

Alahady Andro Tsara sady Andro fitsaharana
Misaotra da velon’aina
Misy raharaha kely madinika ihany 😤

15/08/2026


6km ✅
Za zareo voalohany tamin‘ny Gym BEPC ah ,tamin‘ny Gym Bacc faharoa sa fahatelo ,Mafy be ah anaty EPS any koa avy any Atanana ary ii.Tsy hoe miboaka fa miboaka Fara-tampony mits .
Kotrana indray izao malaza sao dia taraiky nareo ah
Rendez-vous tsy mpanarivo ,Eny eh mpanarivo sady tsy MISY KIBO
de Tsy maintsy mi zesta eto koa aiza no hizesta.
Ampio tanjona ,nena 10km 😎

14/08/2026


Recette cocktail amin‘ity andro mafana 😩
Tsarovy fa ratsy ho an‘ny fahasalamana Rehefa be loatra izy Tony

Yes high ,Tapaka ny rano tao am-pianaranay ,tadidinareo Ve le rano nokaoziko hoe gratuit Teto iny? Nefa adidin‘ny Sekoly...
14/08/2026

Yes high ,
Tapaka ny rano tao am-pianaranay ,tadidinareo Ve le rano nokaoziko hoe gratuit Teto iny? Nefa adidin‘ny Sekoly hono manome rano ny mpianatra indrindra amin‘izao mafana be izao.Nomena 45 Minutes izahay avy eo hividianana rano alohan‘ny hanombohana.
Avy eo Tamy ny directeur milaza fa lasa misavoritaka kely ny lohanay ,ny vatana koa sao tsy ampy rano de nalefa nody tamin‘ny 12 izahay nefa Tokony mirava tamin‘ny 4 sasany.
Tsy misy hoe inona fa de henjana ireto vazaha ireto ary tapotapohany mihitsy fa tsy hoe tapotapohany sady Zay de Maha TANAVO ana de tantaraiko eto 😂😂
Zay amin‘io hanontanina tsirairay hoe ça va Ve .ah zalah.
Lasa ah nody niaraka tamin‘ny m**o be Ray kitapo
NB: le rangah hoe hitsena ana de tamy ah hoe de tsy mino izy hoe Efa akaiky de handefaso Sary hoe 😤

Adresse

Fehrenbachallee
Freiburg Im Breisgau
79106

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Tsy Ory Feeling erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Verknüpfungen

Teilen