Volo tsara,,volo salama

Volo tsara,,volo salama Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Volo tsara,,volo salama, Grocers, Antananarivo, Delhi.

Manao destokage izahay ka midira mp ary oo😍 Tsy misy effet 2ndaireMp avy atrani misy reduction
22/01/2024

Manao destokage izahay ka midira mp ary oo😍
Tsy misy effet 2ndaire
Mp avy atrani misy reduction

POUDRE INDIENNE 5 mélange Mp am page ra mahaliana anaoMirary indrindra
04/01/2024

POUDRE INDIENNE 5 mélange
Mp am page ra mahaliana anao
Mirary indrindra

🌹fantatrao ve fa anisany tena be vokatsoa be ho an'ny volonao ny poudre indienne 😊Noho izy mitsabo ny volo rehetra ,simb...
04/01/2024

🌹fantatrao ve fa anisany tena be vokatsoa be ho an'ny volonao ny poudre indienne 😊
Noho izy mitsabo ny volo rehetra ,simban fer na brushing na produit ,na coloration ihany koa 🌺
Misy karazany maro izy ireo :

Poudre d'Amla :
Mampalava NY volo ,miaro ny volo tsy ho mora fotsy ,miaro ny volo tsy ho tapatapaka,mampaniry ny volo sola

Poudre de shikakai :
Manadio ny hodidoha ,manala angadrano ,mampalava ny volo ,manala vaky2

Poudre hibiscus :
Anti chute ,mampalava volo, mitazona ny fototry NY volo

Poudre bringhraj :
Poudre manalava aingana indrindra ny volo

Poudre methi :
Miaro ny volo tsy ihintsana ,mampalava volo

Misy iany koa ny poudre 5 mélange dispo en 1\2kg et 1kg

NB: MILA MAMPIASA HYDRATANT rehefa mampiasa ny poudre indienne 😊

Address

Antananarivo
Delhi

Telephone

+261324477749

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Volo tsara,,volo salama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category