Yunja farmer 's Alasora

Yunja farmer 's Alasora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yunja farmer 's Alasora, Farmers market, Alasora.

Mila kalitao akoho kuroiler pure hatrany vé ianao😊 aza misalasala ary fa ato @👉 's_alasora , manome ny tsara ho anao 🐤_kuroiler 🐓.ito ny laharana azahoana anay 0343385336, 0334244842

Misy hatrany atody kuroiler race pure ato aminay mp aingana ary fa omena fahafampo enao
22/02/2026

Misy hatrany atody kuroiler race pure ato aminay mp aingana ary fa omena fahafampo enao

❌🐔 NY FAHADISOANA 5 MAHAFATY NY FIOMPIANA AKOHO ❌🐔Betsaka ny mpanao fiompiana akoho very vola nefa tsy mahalala hoe aiza...
10/02/2026

❌🐔 NY FAHADISOANA 5 MAHAFATY NY FIOMPIANA AKOHO ❌🐔
Betsaka ny mpanao fiompiana akoho very vola nefa tsy mahalala hoe aiza no diso. Ireto no fahadisoana lehibe indrindra tokony IALANA TANTERAKA 👇
1️⃣ Sakafo tsy mifanaraka amin’ny akoho
➡️ Poussins omena sakafo ho an’ny akoho lehibe
➡️ Reproducteur omena sakafo ho an’ny hena
❌ Vokany: tsy mitombo, tsy manatody, malemy
2️⃣ Tsy fitandremana ny fahadiovana (hygiène)
➡️ Trano fiompiana mando sy maloto
➡️ Rano sy sakafo tsy diovina
❌ Vokany: coccidiose, typhose, aretina miparitaka
3️⃣ Tsy fanaovana vaccin sy fisorohana ara-potoana
➡️ Miandry vao marary vao mitsabo
❌ Vokany: fahafatesana betsaka, mety ho very ny andiany manontolo
4️⃣ Akoho be loatra anaty toerana kely (surpopulation)
➡️ Tsy ampy rivotra
➡️ Mifanenjika sy mifandoto haingana
❌ Vokany: stress, tsy mitombo, mihena ny atody
5️⃣ Fisafidianana ratsy ny akoho atao mamokatra (reproducteur)
➡️ Akoho marary na mahia no ampiasaina
❌ Vokany: taranaka malemy, taux d’éclosion ambany
⚠️ Tsarovy:
👉 Ny fiompiana akoho mahomby dia vokatry ny fahaizana sy fitantanana, fa tsy vintana.
💬 Asehoy amin’ny commentaire hoe: iza amin’ireto no efa niainanao?
👍 Zarao fa mety hanampy mpiompy hafa.

27/01/2026

Tena mafinaritra anie oa e amle tena ireto mp aingana

Ho anao te hanatsara taraka na vao hiompy mihintsy ireto misy poussin kuroiler race pure amle gros gabarie tena   e, pou...
27/01/2026

Ho anao te hanatsara taraka na vao hiompy mihintsy ireto misy poussin kuroiler race pure amle gros gabarie tena e, poussin couple 1 mois sy 3 sem 1 miaraka aminy , miaraka alefa ireo ho anizay lina .num tsy miova 0343385336, 0334244842

18/01/2026

Fampafantarana kely

Dispo koa ireto ho anizay hitaiza 2 semaine kl
07/01/2026

Dispo koa ireto ho anizay hitaiza 2 semaine kl

Alefa ireto ho anizay anangana fondation na anampy ny efa ananana, kuroiler race pure anadray 2 mois @ 10, mp aingana ar...
06/01/2026

Alefa ireto ho anizay anangana fondation na anampy ny efa ananana, kuroiler race pure anadray 2 mois @ 10, mp aingana ary na antsoy :0343385336, 0334244842

31/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Adolph Randriamanantena, Zanaka Brahma, Sah MyahZita, Andriamalala Serge Xavier, Sahoby Rivonantenaina, Bea Handriniaina, Tahina Rakotovao, Tongavola Rakoto, Hosea Nirintsoa, Rasoa Nomena, Njaka Misa, Sombiniaiko Fanasina

Ho antsika vao hiompy mihintsy na te hampitombo ny efa hananana , anangana fondation , hanao promotion  kely izay aminit...
30/12/2025

Ho antsika vao hiompy mihintsy na te hampitombo ny efa hananana , anangana fondation , hanao promotion kely izay aminity farany taona ity, @ 🥚sy .🐤🐤🐓.
NB: tombony raha maka ato aminay tsy mila mitady lahy na vavy intsony raha mahazo satria ny parent ato aminay efa saha hafa consangunite daholy dia afaka mivady tsara daholy, ALEFASO ARY NY COMMANDE FA IZAO IHANY NO MISY PROMOTION KELY
👉🏻misy atodin-gana koa ato ho anizay lina🦆🪿👈🏻
TEL:0343385336, 0334244842

Ho antsika izay hanakotrika  misy  hatrany  ny  atody bien feconde race kuroiler pure   ato aminay, ts atody akoho kuroi...
27/12/2025

Ho antsika izay hanakotrika misy hatrany ny atody bien feconde race kuroiler pure ato aminay, ts atody akoho kuroiler ihany fa misy atodin-gana koa ato ho anizay lina

Aza tara fa vonjeo aingana
22/12/2025

Aza tara fa vonjeo aingana

Pouissin kuroiler couple kl ho anizay lina vavy 2 dia lahy 1 , akoho 2 semaine reo. Afaka mijery mivantana ny pareant,li...
22/12/2025

Pouissin kuroiler couple kl ho anizay lina vavy 2 dia lahy 1 , akoho 2 semaine reo. Afaka mijery mivantana ny pareant,
lieu :terminus 163 alasora
0343385336, 0334244842

Address

Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yunja farmer 's Alasora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category