EAH muahh

22/08/2024
22/08/2024
23/11/2023

Mofon' aina anio 23/11/23
1Tim 4.11_16
TSENAO AMIN' NY FIHAVIANY NY
TOMPO

¹¹ Izany zavatra izany no andidio sy ampianaro.¹² Aoka tsy hisy olona hanao tsinotsinona anao noho ny fahatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an' ny mino ianao amin' ny fiteny, amin' ny fitondran-tena, amin' ny fitiavana, amin' ny finoana, amin' ny fahadiovana.
¹³ Mandra-pihaviko tandremo ny famankian-teny, ny fananarana, ny fampianarana.¹⁴ Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin' ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan' ny loholona.¹⁵ Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin' izany, mba hiseho amin' ny olona rehetra ny fandrosoanao.¹⁶ Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin' izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao. Amen

24/10/2023

24/10/2023

EraniainaAroniainaHareniaina
24/10/2023

Eraniaina
Aroniaina
Hareniaina

Address

Ambalavao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EAH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category