Poudre Ronono Ambanja

Poudre Ronono Ambanja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Poudre Ronono Ambanja, Grocers, Ambanja Centre Avaratra Lycée Mixte, Ambanja.

Poudre Ronono tsara sady mahafatokyMety @ zaza 6mois miakatra.Boutique Manitra avaratra lycée Tsiaraso Tel:0327085279
05/03/2026

Poudre Ronono tsara sady mahafatoky
Mety @ zaza 6mois miakatra.
Boutique Manitra avaratra lycée Tsiaraso
Tel:0327085279

Fanamboarana "Yaourt maison vita amin'ny vovon-dronono na poudre ronono" mora atao🥰👩‍🍳Ireto avy ny akora ilaina:✓ Rano 1...
05/03/2026

Fanamboarana "Yaourt maison vita amin'ny vovon-dronono na poudre ronono" mora atao🥰👩‍🍳

Ireto avy ny akora ilaina:
✓ Rano 1L
✓ Vovon-dronono 10 sotro fihinana feno tsara
✓ Siramamy 5 sotro fihinana eo (afaka apiana ny fatra)
✓ yaourt maison 1 atao "ferment" (tsy mety raha yaourt vokarin'ny orinasa)

Fikarakarana azy
~ Maka vilany iray dia alefa ao ny rano, ny vovon-dronono ary ny siramamy ; afangaro tsara avy eo.

~ Vita izay, apetraka eo ambony afo malefaka ny vilany ; aroharoina tsy an-kijanona mba tsy hiraikitra amin'ny vody vilany (marihina fa mora miraikitra sy mora may kokoa ny vovon-dronono raha ampitahaina amin'ny ronono tsotra).

~ Rehefa mangotraka dia esorina eo amin'ny afo. Ajoboka ao anaty koveta misy rano mangatsiaka ny vilany misy ilay ronono mafana teo (atao toy ny bain marie fa rano mangatsiaka no ampiasaina). Aroharoina amin'ny sotrobe ny ronono mandra-pangatsiatsiaka azy.

~ Rehefa mangatsiatsiaka ilay ronono, izany hoe manodidina ny 38°C eo ny hafanany (na matimaty) dia arotsaka ao ilay yaourt maison ary afangaro tsara. (Tandremana tsara mba tsy ho mafana loatra ny ronono no alatsaka ilay yaourt maison satria lasa mitera-drano ; raha toa ka mangatsiaka loatra ny ronono dia lasa sarotra mandry ka mety tsy hahazo yaourt).

~ Rehefa mifangaro tsara ny ronono sy ilay yaourt maison dia zaraina anaty verre à jeter.

~ Avy eo alahatra tsirairay anaty baoritra ; fonosina anaty lamba matevina maromaro toy ny bodofotsy ny yaourt. (tandremana mba tsy hisy rivotra tafiditra ary apetraka amin'ny toerana mafanafana.

~ Avela mifono ao mandritra ny adin'ny 4 eo ho eo dia vita ny yaourt maison matavy tsara.

~ Alefa ao anaty vata fampangatsiahana adiny 1 eo. Vita izay, azo aroso avy hatrany!

👉Aza adino hatrany ny manaraka na mi-suivre ny pejy Ronono Ambanja

Sary fanehoana: pejy Kaly by Nariso

🚨POUDRE RONONO TSARA SADY PURE✔METY ZAZA 6MOIS MIAKATRA✔AFAKA AFANGARO SAKAFO KOA (THÉ, CAFÉ, SAWABA,SABEDA ETC...)🏠AVAR...
04/11/2025

🚨POUDRE RONONO TSARA SADY PURE
✔METY ZAZA 6MOIS MIAKATRA
✔AFAKA AFANGARO SAKAFO KOA (THÉ, CAFÉ, SAWABA,SABEDA ETC...)
🏠AVARATRA LYCÉE TSIARASO
🚕HAFAKA MAGNANO LIVRAISON.
TEL: 📞 032 66 300 97/034 07 055 87
MP: Poudre Ronono Ambanja
🔛ZAY MANGALA AFA-PO

27/05/2025
Fanamboarana Yaourt Maison avy amin'ny vovon-dronono(effet double crème)👉 Ny Zavatra ilaina :Rano 1 litravovon-dronono 1...
27/05/2025

Fanamboarana Yaourt Maison avy amin'ny vovon-dronono

(effet double crème)

👉 Ny Zavatra ilaina :
Rano 1 litra
vovon-dronono 10 sotro feno tsara na 200 grama
siramamy 5 sotro na 100 grama
yaourt (larony) pot kely 1 dia ampy (yaourt maison ihany no atao larony fa ny Yaourt vita amin'ny oronasa ireny tsy mety)

👉 Fanatanterahana azy:
Afangaro ny rano + vovon-dronono + siramamy
Apangotrahana
haroharoina tsy an-kijanona satria mora mipetaka sy may ao ambany ny ronono vita avy amin'ny vovon-dronono.

Rehefa mangotraka dia esorina avy eo amin'ny afo, dia ajoboka ao anaty cuvette misy rano mangatsiaka ny vilany misy an'ilay ronono mafana.

Haroharoina mandra-pangatsiaka azy
Ny antony izy apantsiahana fa tsy avela hangatsiaka ho azy : Mba tsy hisaraka hitsikafona eny ambony ny taviny fa hifangaro tsara ao anatiny ronono. -> Manome effet hoatrany double crème izany.

Rehefa mangatsiatsiaka ilay ronono (tsy mangatsiaka loatra nefa tsy mafana loatra ihany koa fa tahaka ny température ny ankizy voany tazo... hihi) dia arotsaka ny larony.

tandremo, raha ohatra ka mafana loatra ny ronono dia lasa mitera-drano ny yaourt nao. Raha ohatra ka mangatsiaka loatra ny ronono dia sarotra mandry ny ronono.

Rehefa narotrsaka ny larony ka nafangaro tsara dia zara-zaraina ao anaty pot, dia alahatra anaty carton na glacière dia fenoina sy fonosina lamba matevina be dia be. Dia avela ao amin'ny toerana mafanafana.

Adiny 2 sy sasany any amin'ny tany mafana
Adiny 3 ka hatramin'ny adiny 4 any amin'ny tany mangatsiaka izay dia vita. Dia alefa ao amin'ny vata fapangatsiahana. Zavatra eto tsika ❤️
Misaotra betsaka dia mirary soa !
Mazotoa daholo ndray ary e

Poudre Ronono tsara sady mahafatokyMety @ zaza 6mois miakatra.Boutique Manitra avaratra lycée Tsiaraso Tel:0327085279 na...
27/05/2025

Poudre Ronono tsara sady mahafatoky
Mety @ zaza 6mois miakatra.
Boutique Manitra avaratra lycée Tsiaraso
Tel:0327085279 na MP

>Poudre Ronono tsara sady mahafatoky agnaty sachet(1Kg;1/2Kg;1/4Kg)>Mety @ zaza 6mois miakatra.>Boutique Manitra avaratr...
04/03/2025

>Poudre Ronono tsara sady mahafatoky agnaty sachet(1Kg;1/2Kg;1/4Kg)
>Mety @ zaza 6mois miakatra.
>Boutique Manitra avaratra lycée Tsiaraso
>Tel:0327085279 na MP

Address

Ambanja Centre Avaratra Lycée Mixte
Ambanja

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poudre Ronono Ambanja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category