Marchelin papan'i Marchella

Marchelin papan'i Marchella Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Marchelin papan'i Marchella, Grocers, Tianjara . Come Ambanja, Ambanja.

๐Ÿ“Œ ๐—œ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ผ๐˜‚๐˜‡๐—ฎ, ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—•๐—ฅ๐—˜๐—ญ๐—œ๐—Ÿ. ...
02/09/2025

๐Ÿ“Œ ๐—œ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ผ๐˜‚๐˜‡๐—ฎ, ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฒ ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—•๐—ฅ๐—˜๐—ญ๐—œ๐—Ÿ. Ny 95% ny vatany dia feno tatoazy ary miisa ho 170 no isan'izany teo amin'ny vatany. Nandalo fiainana sarotra izy, anisan'izany ny fidorohana zava-mahadomelina sy ny fanagadrana ary ny tsy fananany trano.

๐Ÿ›‘ Tamin'ny taona 2023, rehefa nivadika ho finoana evanjelika izy dia nanapa-kevitra hanomboka fiainam-baovao amin'ny fanalana ireo tatoazy amin'ny vatany. Ny fanalana ireo tatoazy ireo anefa dia atao amin'ny alalan'ny laser, izay tena maharary sy mandratra mihitsy aza. Izany dia natao maimaim-poana tao amin'ny Hello Tattoo Studio any Franco da Rocha tany Brรฉsil mba ho fanohanana azy amin'ny fiovany amin'ny fiainany vaovao.

โœณ๏ธ Ankehitriny izy dia mizara ny fiovany amin'ny alalan'ny Instagram ary manentana ny hafa hisaina tsara alohan'ny hanaovana tatoazy fa indrindra ny amin'ny tarehy. Taorian'ny fiovany izy dia niasa tamin'ny asa ara-dalร na tao Bagรฉ izay any amin'ny faritanin'ny Rio Grande do Sul, ary manantena ny hanangana fiainana vaovao miaraka amin'ny zanany sy ny reniny.

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜† Espรฉrant LKB Pejy
๐——๐—ถ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฆ๐—จ๐—œ๐—ฉ๐—ฅ๐—˜ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐˜†.

๐Ÿฉธ๐Ÿ›‘ ๐—”๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ธ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜†  , ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ  #๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐˜†๐—น๐—ผ๐—ฟ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜†...
02/09/2025

๐Ÿฉธ๐Ÿ›‘ ๐—”๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ธ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† , ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ #๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐˜†๐—น๐—ผ๐—ฟ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฐ๐— ๐˜‚๐—ฟ๐—ฑ๐—ผ ๐——๐—ฟ๐˜† ๐—ฉ๐—ฎ๐—น๐—น๐—ฒ๐˜†๐˜€.

โญ• Io rano io dia efa tao ambaninโ€™ny ranomandry an-trapitrisa taona.. Manankarena sira (sel) sy vy (fer) izy ka rehefa mifandray aminโ€™ny rivotra dia lasa harafesina (oxydation du fer) ary mivadika mena ny lokony.

โญ• Misy zava-manan'aina madinika (micro-organismes extrรชmophiles) afaka miaina ao amin'ity rano masira be ity, tsy mila rivotra sy hazavana akory. Zava-dehibe ho an'ny fikarohana ara-tsiansa izany satria mampiseho ny mety ho fiainana any ivelan'ny tany........................
๐Ÿ‘ Araho hatrany ny pejintsika ary aza hadinoina ny mizara ity "publication" ity.

02/09/2025

๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ANDRIAMANITRA TSY MBA OLONA KA HANDAINGA, NA ZANAK'OLOMBELONA KA HANENINA..... nom23:19a๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Papan' i Marchelin
01/09/2025

Papan' i Marchelin

Hantsampanahy taty Diego niaraka @ choral 200 sy Groupe FAREZA,Niafara Dia ramena
06/07/2025

Hantsampanahy taty Diego niaraka @ choral 200 sy Groupe FAREZA,Niafara Dia ramena

09/06/2025
Hira2 rah mb ifaliako @ Fienako
09/06/2025

Hira2 rah mb ifaliako @ Fienako

Address

Tianjara @gamail. Come Ambanja
Ambanja

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Marchelin papan'i Marchella posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category