Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso

Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso, Grocers, ALAOTRA MANGORO, Ambatondrazaka.

馃檲Esy aho ry fanavaozana Alaotra Mangoro e, ireo ny ny anadahinareo rankizy馃憖I S么ly ihany no P么ly馃憖Ny rongony ihany no m么ly...
09/05/2026

馃檲Esy aho ry fanavaozana Alaotra Mangoro e, ireo ny ny anadahinareo rankizy

馃憖I S么ly ihany no P么ly
馃憖Ny rongony ihany no m么ly
馃憖Pr脿 ihany no 么sika
馃憖I Z脿 Iva ihany no Z脿 b脿
馃憖Ny Kijeja ihany no Valala
馃憖Ny Zanaka 脿 ma part ihany no Fanavaozana
馃憖Ny FFM ihany no TGV
馃憖Ny nahongana ihany no mitarika ny mpanongana ve hoe nd脿 tsika hanavao?

Fa ahoana Ilay fanavaozana e,Tsy te ahita fita-bitro mahery vaika ahazo an'io b茅ret vert io ny tenanay.

Io zany dia tsotra e馃槨Na forongony na forongon'ny forongony rehefa nanao tsy fanjarena tonga dia miiiiiiiaaaaala aaaa!!Av...
13/04/2026

Io zany dia tsotra e馃槨Na forongony na forongon'ny forongony rehefa nanao tsy fanjarena tonga dia miiiiiiiaaaaala aaaa!!

Averina Miaraka aaaa!Miiiiiiiaaaaala aaaa!!

08/04/2026

馃Leo an'i VIPAN Fidel RAZARAPIERE d茅put茅 mamim-bahoaka voafidy tao Ambatondrazaka sahady ny faritra Atsinanana 馃ぃNefa mbola mijajika be ilay fanavaozan-tsezany etsy sy roa 馃榾

Ampianaro azy ndray ny lesona manaraka,opa amin'ny ray馃槀馃槀
30/03/2026

Ampianaro azy ndray ny lesona manaraka,opa amin'ny ray馃槀馃槀

Andriamatoa filoha, rehefa tsy hafaka tanteraka ny forongony dia mihezaka manozongozona satria hivoaka ny kolikoly natao...
27/03/2026

Andriamatoa filoha, rehefa tsy hafaka tanteraka ny forongony dia mihezaka manozongozona satria hivoaka ny kolikoly nataon'izy ireo mianakavy.

Santionan'ny fanehoan-kevitr'ireo olona mahatsapa ny tena zava-misy marina ireto,ny CT koa amin'io tena manao ny asany ko zavatra manimanina ko??

Efa mahay manao vazaha mody miady koa anie ireto e.Nanaohoana a
10/03/2026

Efa mahay manao vazaha mody miady koa anie ireto e.Nanaohoana a

馃憦Ny forongony,havelanao hialokaloka sy hiverina tsikelikely ao馃槺Izy melohinao manao ny ataony any ivelany馃檹Tena tsy misoro...
08/02/2026

馃憦Ny forongony,havelanao hialokaloka sy hiverina tsikelikely ao
馃槺Izy melohinao manao ny ataony any ivelany
馃檹Tena tsy misorona mon Colonel,diovy ny trano dia aza haverina ao ireo,Ireo D茅put茅 nivadika palitao tampoka ireo tsy hainao ny ketrikany
馃檹Ny mpitolona hatao loha laharana manodidina anao fa ireo no tokony hiaro anao dia aza ela amin'ny fanendrena fa mandady ny sous marin

23/01/2026

Resaka leo foza ilay raha 馃槀馃槀Saiky tsy himeh zah ley 馃槀 Nareo ko anie sesefan'olona d mbl miletra ihany e馃ぃ馃槀 tapaka ny tsinaiko marina,kkkkk

23/12/2022

HO TAPITRA TSY HO ELA IHANY 2022.
2023 IO NY KION-DALANA MANARAKA.IREO MPITONDRA EFA TEO IHANY VE SA HISY SURPRISE?

Address

ALAOTRA MANGORO
Ambatondrazaka

Telephone

+261341569430

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zava-misy Marina Mahaliana sy Mampandroso:

Share

Category