Mamirata

Mamirata Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mamirata, Ambatondrazaka.

Mahazo tombony ny tanora eto satria dia 1300 be izao ny isan'ny takora izay hahazo asa,noho ny fahaizamitantana nataon'n...
29/01/2026

Mahazo tombony ny tanora eto satria dia 1300 be izao ny isan'ny takora izay hahazo asa,noho ny fahaizamitantana nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana RANDRIANIRINA Michaรซl ๐Ÿฅฐ๐Ÿค—

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐—”๐—ฆ๐—”๐—ก๐—”๐—œ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ผ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†

๐Ÿ‘‰Hotanterahina ny Alakamisy 29 Janoary, ao aminโ€™ny Kianja Barea, ny fanokafana ofisialy ny programa ASANAI. Ity programa ity dia novatsianโ€™ny Fanjakana Malagasy vola amin'ny alalan'ny tohana avy amin'ny Banky Iraisam-pirenena (Banque mondiale), ary tanterahinโ€™ny Tetikasa Pรดles Intรฉgrรฉs de Croissance (PIC) mandritra ny 15 volana miaraka amin'ireo minisitera voakasika.

๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐—”๐—ฆ๐—”๐—ก๐—”๐—œ :
Fanofanana sy fampidirana an'asa ireo tanora ao amin'ny sehatra BPO (Business Process Outsourcing) antsoina hoe "Call center"
โœ”Miisa efatra (4) ny andiany hanantaterahina ny programa ASANAI ary tanora miisa 1 300 no hofaninina ao anatin'ny 15 volana. Ireo andiany efatra dia ho tanterahina isaky ny 3 volana.

Isanโ€™ny tanora raisina isaky ny andiany :

- Andiany voalohany : 280
- Andiany faharoa : 320
- Andiany fahatelo : 350
- Andiany fahefatra : 350

๐Ÿ‘‰ Ny fandraisana tanora amin'ny andiany voalohany dia hotanterahina ny 29โ€“30โ€“31 Janoary ao aminโ€™ny Kianja Barea, vavahady faha-3, manomboka aminโ€™ny 9 ora maraina ka hatraminโ€™ny 5 ora hariva.

๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ :
๐Œ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐š๐ง๐๐ž๐Ÿ๐š ๐‚๐• ๐ฆ๐ข๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š : Asaina ireo izay tsy mbola nandefa CV tamin'ny rohy, hanatona mivantana eny amin'ny kianja barea miaraka amin'ny CV ny tsirairay, fa ho anisan'ireo laharam-pahamehana aminโ€™ny fisafidianana ny andiany faharoa, izay hotanterahina aminโ€™ny volana Meyโ€ผ๏ธ

๐Œ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ค๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š : ๏ธ Ireo kandida any aminโ€™ny faritra efa voafantina mialoha dia ho raisina "entretien en ligne" mandritra ny 29 hatramin'ny 31 Janoary โ€ผ๏ธ

-----------------------------------------------------------------------------------------------------
๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท๐—Ÿ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ผ๐—ณ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—น ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—บ๐—ฒ ๐—”๐—ฆ๐—”๐—ก๐—”๐—œ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ ๐—น๐—ฒ ๐—š๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†

๐Ÿ‘‰Une cรฉrรฉmonie de lancement officiel du programme ASANAI aura lieu ce ๐—๐—ฒ๐˜‚๐—ฑ๐—ถ ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐—๐—ฎ๐—ป๐˜ƒ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ ๐—ฎ๐˜‚ ๐—ž๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ. Etant financรฉ par le Gouvernement Malagasy ร  travers l'appui de la Banque Mondiale, le programme ASANAI sera mis en ล“uvre par le Projet Pรดles Intรฉgrรฉs de Croissance pour une durรฉe de 15 mois en collaboration avec les ministรจres concernรฉs.

๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—บ๐—ฒ ๐—”๐—ฆ๐—”๐—ก๐—”๐—œ :
C'est un programme de formation et d'insertion professionnelle dans le secteur du BPO (Business Process Outsourcing) appelรฉ "Call Center"
Quatre (4) cohortes ou phases se succรจderont pour atteindre les 1300 Jeunes formรฉs pour la pรฉriode de 15 mois. Les cohortes auront lieu tous les 3 mois.

Nombre de jeunes admis par cohorte :
- Premiรจre cohorte : 280
- Deuxiรจme cohorte : 320
- Troisiรจme cohorte : 350
- Quatriรจme cohorte : 350

๐Ÿ‘‰Recrutement des candidats prรฉsรฉlectionnรฉs du 29-30-31 Janvier au Kianja Barea, portail 3, de 9h - 17h. La liste des admis durant le premier recrutement constituera la premiรจre cohorte du programme.

Information Importante
โ€ผ๏ธ๏ธA tous ceux qui n'ont pas postulรฉ en ligne, venez au point de recrutement munis de votre CV. Vos donnรฉes constitueront une base prioritaire pour la deuxiรจme cohorte du programme qui aura lieu en Mai โ€ผ๏ธ

โ€ผ๏ธ๏ธLes candidats prรฉsรฉlectionnรฉs dans les rรฉgions feront un entretien en ligne durant les dates mentionnรฉes ci-dessus โ€ผ๏ธ๏ธ

Asanai

Tapitra hatreo ny fivarotana ireny entana lany date miteraka fanampoizinana ara-tsakafo ireny๐Ÿ™Mankasitra ny Filohan'ny F...
28/01/2026

Tapitra hatreo ny fivarotana ireny entana lany date miteraka fanampoizinana ara-tsakafo ireny๐Ÿ™Mankasitra ny Filohan'ny Fanavaozana nijery akaiky ny momban'izany

Address

Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamirata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share