16/04/2026
Hey hey, π
Miarahaba daholo e! π
Fantatrao ve fa ny zavatra eritreretinao amin'ny fotoana hieritreretanao azy ioπ€ dia tena manandanja be βοΈ
Raiso antsoratra ary ποΈ βοΈ, dia atomboy sahady ny plan anatanterahana azy e!! π
Mirary soa daholo.