Jabora akoho gasy

Jabora akoho gasy Akoho gasy frais, natoraly, matavy

Bonjour!Misy atody akoho gasy vitsivitsy indray.Prix: 1.500 Ar ny iray☎️034 40 134 45
30/05/2026

Bonjour!
Misy atody akoho gasy vitsivitsy indray.
Prix: 1.500 Ar ny iray
☎️034 40 134 45

Hafa ihany i Neny ❤️❤️Ho ela velona anie ny Reny rehetra 🙏Ndao atao akoho gasy sy crevette ny laoka amin'io fety io, and...
28/05/2026

Hafa ihany i Neny ❤️❤️
Ho ela velona anie ny Reny rehetra 🙏

Ndao atao akoho gasy sy crevette ny laoka amin'io fety io, andramo fa tena matsiro.

Mandray commande hatrany izahay, akoho gasy efa voadio, tsy mialinandro (frais), ny andro hanaterana ny commande-nareo no amolosanay ny akoho.

Prix : 28000ar/Kg
☎️ 0344013445

Afaka jerenareo ao amin'ny commentaire ny recette tsotsotra nanaovanay an'ilay akoho gasy sy crevette.

Tolotra miavaka kely indray amin'izao akaiky Pentecôte izao!Vorontsiloza vavy matavy velona.Afaka tonga dia volosanay ih...
20/05/2026

Tolotra miavaka kely indray amin'izao akaiky Pentecôte izao!
Vorontsiloza vavy matavy velona.
Afaka tonga dia volosanay ihany koa.
Voafetra ihany ny isany
Prix: 80.000 Ar ny iray
☎️ 034 40 134 45

16/05/2026

Ny akohotsika...🇲🇬🇲🇬

Akoho mety amin'ny rehetra : Ny be antitra, ny mandalo tsy fahasalama, ny manana aretina mitaiza, ny zazakely sy ny tanora rahateo.

Koa rehefa hitady laoka mety amin'ny be sy ny maro ihany dia mba safidio ny akoho gasy🙏.

Fianakaviana, Mpiara-miasa, Mpiara-mivavaka, Service traiteur, manomana lanonana ka misafidy ny hilaoka akoho gasy dia aza misalasala miantso anay.

Efa diovinay tsara avy aty aminay ny akoho dia mitetika sisa no ataonareo.

Prix de gros : 27000ar/kg
Contact: 034 40 134 45

14/05/2026

Fizarana Kely ho an'ireo tsy mahay mitetika akoho.

Ampahafantarina isika fa ny  commande voaray anio sy rahampitso maraina dia haterina manontolo rahampitso hariva.Ho an'i...
12/05/2026

Ampahafantarina isika fa ny commande voaray anio sy rahampitso maraina dia haterina manontolo rahampitso hariva.

Ho an'izay mbola hanao famandrihana dia afaka mandefa MP ao amin'ny pejy avy hatrany.

Akoho gasy entier - demi-poulet: 28.000 Ar/Kg
Livraison manomboka amin'ny 3.000 Ar
☎️034 40 134 45

Misy atody akoho gasy vitsivitsy indray.Prix: 1.500 Ar ☎️034 40 134 45
08/05/2026

Misy atody akoho gasy vitsivitsy indray.
Prix: 1.500 Ar

☎️034 40 134 45

Mangatsiaka ve ? 'Ndao asiana ron'akoho gasy mafana be sy sakamalaho!Ato aminay manao commande akoho gasy dia aterinay a...
08/05/2026

Mangatsiaka ve ?
'Ndao asiana ron'akoho gasy mafana be sy sakamalaho!
Ato aminay manao commande akoho gasy dia aterinay any aminareo.
Mahandro sisa.
Akoho gasy entier - demi-poulet: 28.000 Ar/Kg
Livraison manomboka amin'ny 3.000 Ar
☎️ 034 40 134 45

Inona ilay morceau tena tianareo iny rehefa milaoka akoho gasy?
27/04/2026

Inona ilay morceau tena tianareo iny rehefa milaoka akoho gasy?

Address

Soanierana
Ankadimbahoaka
101

Telephone

+261389689177

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jabora akoho gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jabora akoho gasy:

Share

Category