FM2N Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FM2N, Grocers, Namontana Tsena, Antananarivo.

Mirary Taom pahombiazana ho atsika rehetra
06/01/2023

Mirary Taom pahombiazana ho atsika rehetra

Mankasitraka eπŸ‘πŸ‘
14/10/2022

Mankasitraka eπŸ‘πŸ‘

Hetsika voalohany nataony  fikambanana FM2N niaraka tamin'ny mpivarotra teto am tsenan' Namontana  androany. Faly ery ny...
14/10/2022

Hetsika voalohany nataony fikambanana FM2N niaraka tamin'ny mpivarotra teto am tsenan' Namontana androany. Faly ery ny mpivarotra ary sambany tamin'ny tantaran'ny tsena no nisy fikambanana nijoro sy nandray andraikitra tahaka izao! πŸ‘πŸ‘πŸ‘
Taoriany ny fanadiovana Dia nisy famelabelaran kevitra nataon'ny fikambanana sy nanehoana ireo membre mandrafitra ny Birao sy ny fitsika mifehy ary ny tanjona kendren'ny fikambanana.
Ho ela velona Anie ny FM2N ary tsy maintsy mandroso Namontana
"Ny firaisan kina no antokin'ny fampandrosoana"

Ity ilay lalΓ na sy SATA  mifehy ny mpivarotra vaovao. Tonga nanatrika ity fihaonana ity ny fikambanana FM2N ny zoma lasa...
10/10/2022

Ity ilay lalΓ na sy SATA mifehy ny mpivarotra vaovao. Tonga nanatrika ity fihaonana ity ny fikambanana FM2N ny zoma lasa teo. Tsy tompotrano mihono intsony isika mpivarotra eto Namontana fa Manana ny fikambanana hampafantatra ny zava misy Marina πŸ‘

Tafatsangana ara_mpanjakana ny association "FM2N" na"Fikamban'ny Mpivarotra Miraihina Namontana"πŸ₯’πŸ₯•πŸŒ½Mijoro Sahy ary Mifan...
06/10/2022

Tafatsangana ara_mpanjakana ny association "FM2N" na
"Fikamban'ny Mpivarotra Miraihina Namontana"πŸ₯’πŸ₯•πŸŒ½
Mijoro Sahy ary Mifanohana ny Mpivarotra rehetra miady amin'ny fanamparam pahefana sy ny fitiavan-tena amin'ny endriny rehetra.
Mikatsaka kosa ny fampandrosoana sy ny tombotsoa hoan'ny Be sy ny MaroπŸ₯’πŸ†πŸ₯•πŸŒΆπŸ“πŸ‡πŸŠπŸŒ±

Address

Namontana Tsena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FM2N posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category