Le Petit Prix

Le Petit Prix 📌Vente des nouveaux produits et des nombreux arrivages différents
📌Des solutions simple et efficace pour votre quotidien !

Essayez vous serez surpris par les résultats
📌 Haute qualité prix adorable

➡️Livraison partout à Madagascar
➡️ Tel:0349348646

Tsy mazava ve ny vidéo-nao?Maizina ve ny sary rehefa maka selfie na manao live?👉 Ity no vahaolana tsotra sy mora:💡 LED P...
22/04/2026

Tsy mazava ve ny vidéo-nao?
Maizina ve ny sary rehefa maka selfie na manao live?
👉 Ity no vahaolana tsotra sy mora:
💡 LED POCKET VIDEO LIGHT AY-83
✨ Hazavana matanjaka & uniforme
✨ Afaka ampiasaina amin’ny téléphone na ordinateur
✨ Mety amin’ny:
🎥 TikTok / Reels
📸 Selfie & vidéo
💻 Visioconférence
🛍️ Vente en ligne
⚡ Mora ampiasaina + portable (entina na aiza na aiza)
💰 VIDINY: 20.000Ar monja!
📞 Contact / WhatsApp: 034 93 486 46
🚨 Stock voafetra!
👉 Alefaso haingana ny commande-nao dieny mbola misy!

16/04/2026

📌Disponible
🍀 étagère d'angle ❤️

-Fametrahana brosse, mini serviettes , produits,... ao amin'ny do**he manala ny fahasahiranana ho antsika
-Mahazaka na mavesatra ary
-Matière : en acier inoxydable
-Couleur : noir et blanc
Livré miaraka amin'ny anti adhésive
Contact :0349348646
Prix 01: 25.000ar
02: 45.000ar
🛵 Livraison tana/province

🛠 RUBAN AUTO-ADHÉSIF ÉTANCHE  réparation d’urgence na entretien an-trano!📌 VIDINY :• 5cm x 5m : 15.000Ar• 7cm x 5m : 20....
16/04/2026

🛠 RUBAN AUTO-ADHÉSIF ÉTANCHE

réparation d’urgence na entretien an-trano!

📌 VIDINY :
• 5cm x 5m : 15.000Ar
• 7cm x 5m : 20.000Ar
• 10cm x 5m : 25.000Ar
• 15cm x 5m : 35.000Ar
• 20cm x 5m : 45.000Ar
• 30cm x 5m : 65.000Ar

📲 Contact : 034 934 8646
🏍️ Livraison partout à Madagascar
---
✨ Avantages & Utilisations
✔ Vita amin’ny caoutchouc – super adhésif & étanche
✔ Mety amin’ny fuite de toit, gouttière, rebord fenêtre, toilettes, tuyaux métal/plastique, tente
✔ Azo apetaka amin’ny toit en métal, galvanisé, verre, plastique, béton
✔ Tena mahatanty rano hafanana, ary mora apetraka

🔧 Solution rapide & mahomby

🔥 BYE BYE HARAFESINA! PROTECTION MAX POUR VOTRE VY 🔥❌ Leo ve ianao amin’ny vy mora harafesina?✅ Ity no vahaolana maharit...
13/04/2026

🔥 BYE BYE HARAFESINA! PROTECTION MAX POUR VOTRE VY 🔥
❌ Leo ve ianao amin’ny vy mora harafesina?
✅ Ity no vahaolana maharitra sy matanjaka!
📌 PEINTURE ANTIROUILLE HAUTE QUALITÉ
✔️ Miaro ny vy tsy harafesina
✔️ Afaka ampiasaina amin’ny vy efa misy harafesina
✔️ Tsy mora miendaka, maharitra ela be
✔️ Manome finition madio sy matihanina
🏠 Ampiasaina amin’ny:
➡️ Varavarana vy
➡️ Tafo
➡️ Grille sy portail
➡️ Fitaovana vy rehetra
🎨 Couleur misy: Gris | Noir | Blanc
⚖️ Capacité: 1kg
💸 PRIX SPÉCIAL: 38.000Ar
📲 Antsoy / WhatsApp: 034 93 486 46
🛵 Livraison partout à Madagascar

💥 LIMITÉ STOCK – Aza miandry ela!
👉 Alefaso avy hatrany ny commande-nao dieny mbola misy!

Aza mandany vola amin'ny garage intsony!Ity Machine Polisher ity no vahaolana haingana sy matihanina.✅ Manala rayures sy...
08/04/2026

Aza mandany vola amin'ny garage intsony!
Ity Machine Polisher ity no vahaolana haingana sy matihanina.
✅ Manala rayures sy tasy
✅ Mampamirapiratra peinture fiara
✅ Kit complet miaraka amin'ny accessoires
✅ Sans fil – mora ampiasaina na aiza na aiza
💰 Prix : 700.000 FMG
📞 Contact & WhatsApp : 034 93 486 46
⚡ Stock voafetra – aza tara!
📩 Alefaso message na WhatsApp raha hanao commande



Sac bandoulière sport tendance 🎒🔥✔️ Léger✔️ Pratique✔️ RésistantMety amin'ny fandehanana isan'andro, mitahiry téléphone,...
06/04/2026

Sac bandoulière sport tendance 🎒🔥
✔️ Léger
✔️ Pratique
✔️ Résistant
Mety amin'ny fandehanana isan'andro, mitahiry téléphone, portefeuille ary zavatra ilaina.
💰 Prix : 32.000 Ar
📞 Contact & WhatsApp : 034 93 486 46
📩 Livraison possible

02/04/2026

🔥 Kiraro maloto? Aza manahy!
✨ BIKI QUICK SHINE – Shoe Shine Sponge
Amin'ny fafana kely monja dia miverina mamirapiratra toy ny vaovao ny kiraronao! 👞✨
✅ Mampamiratra kiraro ao anatin'ny segondra
✅ Tsy mila rano na borosy
✅ Tsy mandoto tanana
✅ Mora entina any am-paosy na kitapo
🎯 Mety amin'ny: • Kiraro cuir
• Kiraro birao
• Kiraro fety
💰 Prix : 10.000 Ar
📦 Livraison misy
📲 Commande / WhatsApp : 034 93 486 46
⚡ Stock voafetra – Aza tara!

🌿 TAPAHO HAINGANA NY AHITRA MANODIDINA NY TRANO! 🌿Leo ve ianao amin'ny ahitra maniry be manodidina ny tokotany?Ankehitri...
01/04/2026

🌿 TAPAHO HAINGANA NY AHITRA MANODIDINA NY TRANO! 🌿
Leo ve ianao amin'ny ahitra maniry be manodidina ny tokotany?
Ankehitriny misy vahaolana haingana, mora ampiasaina ary mahafapo tsara!
✅ Machine coupe-herbe électrique 48V
✅ Batterie lithium rechargeable (maharitra ela)
✅ Maivana sy mora entina
✅ Misy kodiarana ka mora mitondra sy mahitsy ny fanapahana
✅ Tsy misy fil (sans fil) ka afaka miasa na aiza na aiza
👍 Tena mety amin'ny :
• Tokotany
• Zaridaina
• Tanimbary kely
• Fanadiovana manodidina ny trano
⚡ Stock voafetra!
📞 Commande / Infos :
WhatsApp na Antsoy 👉 034 93 486 46
🚚 Livraison possible

31/03/2026

✏️ STYLO ANTI-RAYURES
✨ Tombony:
✔ Manarona rayure kely amin'ny carrosserie
✔ Mora ampiasaina (toy ny manoratra fotsiny)
✔ Mamerina ny endrika madio amin'ny fiara
✔ Vahaolana haingana sy mora
🎨 Loko misy :
⚪ Blanc
⚫ Noir
💰 Vidiny :01 pièce 8000ar
:02 pièce 15.000ar
📞 Commande / WhatsApp : 034 93 486 46
⚠️ Stock voafetra – aza tara!
👇 Fanontaniana kely:
🚗 Inona ny lokon'ny fiaranao? Blanc sa Noir?

30/03/2026

✨ CINTRE PLIANT EN ACIER INOXYDABLE – MULTI-USAGE ✨
✔️ Fabriqué en acier inoxydable solide et durable
✔️ Pliable – gain de place optimal dans l’armoire
✔️ Très pratique pour une organisation parfaite
✔️ Convient pour pantalons et différents types de vêtements
✔️ Résistant, ne rouille pas
🎨 Couleurs disponibles : Noir ⚫ et Blanc ⚪
Prix :
👉 20.000 Ar / pièce
👉 Offre spéciale : 02 pièces = 35.000 Ar
🚚 Livraison partout
📞 Contact : 034 93 486 46
📩 Commandez dès maintenant – Stock limité

🚴 Iza ato no mandeha bisikileta amin'ny alina? 🌙Ny olana matetika:❌ Tsy mahita tsara ny lalana❌ Tsy hitan'ny fiara avy a...
30/03/2026

🚴 Iza ato no mandeha bisikileta amin'ny alina? 🌙
Ny olana matetika:
❌ Tsy mahita tsara ny lalana
❌ Tsy hitan'ny fiara avy any aoriana
💡 Vahaolana: Jiro Bisikileta LED mazava + Jiro aoriana mena
✔️ Hazavana LED mazava
✔️ Rechargeable USB
✔️ Mora apetraka
✔️ Jiro aoriana fiarovana
💰 Vidiny: 20.000 Ar
🚲Manao livraison koa izahay
📞 Commande:
034 93 486 46 (WhatsApp / Antso)
👇 Soraty hoe "JIRO" amin'ny commentaire raha mila ianao ary Mandefasa hafatra miafina

❗ disponible ❗🩹 RUBAN DE RÉPARATION EN SIMILI CUIRRovitra ny seza, canapé, poketra na seza fiara?👉 Vahaolana tsotra sy m...
29/03/2026

❗ disponible ❗
🩹 RUBAN DE RÉPARATION EN SIMILI CUIR
Rovitra ny seza, canapé, poketra na seza fiara?
👉 Vahaolana tsotra sy mahery io 💪
✅ Manamboatra & manafina rovitra
✅ Mety amin’ny seza, canapé, fiara, moto, poketra, akanjo
🎨 Loko : Noir – Gris – Marron clair
📐 Refy : 50cm x 140cm
💰 19.000 Ar
🛵 Livraison TANA & Province
📞 034 93 486 46
🎥 Jereo ny vidéo ao amin’ny commentaire
👉 Message avy hatrany raha te hanafatra 📩

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Petit Prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share