11/07/2025
🙌👋Salama e,,efa misy le ndray ilay m**o mangahazo misy Vanille sy chocolat ari coco iany ko ,amni vidinin (8000ar frais 3000ar!),tena tsara raha atao sakafo maraina na ihany ko atao goûter amizao andro mangatsika zao ,,aza misalasala ary miditra mp avy atrany fa vonona andray anao fona izahay na afaka miantso (📞tel 0383676595)