14/05/2022
Hoanareo izay mitady fintsa dia efa misy fintsa ato aminay,, fintsa avy any majunga, toy izao indray ny prix :
-1 à 3kgs 9000ar /kg
-4kgs plus 8500ar
Manao livraison à domicile
Mandefa any amin'ny faritra
NB: photo réel
"Fintsa top fahafamponao nous tena tanjonay"