Sakafo Tafo Bozaka

Sakafo Tafo Bozaka Manandratra ny vokatra Malagasy @ fanajana ny akora ampiasaina sy ny fahadiovana no tena himasoanay !
034 09 344 67
032 05 464 06
033 84 567 78
(1)

Zany ny mahay mankafy fiainana ....
15/12/2025

Zany ny mahay mankafy fiainana ....

07/12/2025

Mankasitraka hatrany !Aza misalasala mitsy raha misy tokony ahitsy fa tsy misorona isika @ kalitao omena anareo ! Tafo B...
25/09/2025

Mankasitraka hatrany !
Aza misalasala mitsy raha misy tokony ahitsy fa tsy misorona isika @ kalitao omena anareo !
Tafo Bozaka Sakafo

Mazoto manafatra vokatra mitsy ianareo ao Fianarantsoa ao ka ! Mankasitraka e !Tafo Bozaka Sakafo
14/09/2025

Mazoto manafatra vokatra mitsy ianareo ao Fianarantsoa ao ka ! Mankasitraka e !
Tafo Bozaka Sakafo

Misaotra anareo nandalo tao Ankadifotsy e !
23/08/2025

Misaotra anareo nandalo tao Ankadifotsy e !

Ho ao tokoa isika ka !Fetin-kanin'i Tiakaly io an ! Andiany faha 2.Tongava fa tena tsy hanenenana.30 et 31 Août zao ao @...
22/08/2025

Ho ao tokoa isika ka !
Fetin-kanin'i Tiakaly io an ! Andiany faha 2.
Tongava fa tena tsy hanenenana.
30 et 31 Août zao ao @ tokotanin'i Sodiama.
Tafo Bozaka Sakafo

Nandalo tao Tafo Bozaka Sakafo Antsakaviro ry Mitia sy ireo namany fa dia korana sy fizarana ny fifaliana ara-kanina no ...
17/08/2025

Nandalo tao Tafo Bozaka Sakafo Antsakaviro ry Mitia sy ireo namany fa dia korana sy fizarana ny fifaliana ara-kanina no nisy tao e !
Misaotra hatrany mankafy ny Vokatra Malagasy o !

02/08/2025

Mahafinaritra ny mahita antsika manerana ny Nosy mankafy ny Koba, vokatra malagasy mampiavaka antsika !
Pi-maso eto ho an'i zareo Sihanaka !
Tafo Bozaka Sakafo

Ny vahiny aza tonga mandeha aman'arivony kilometra mankafy ny Vokatra Malagasy eto @'tsika koh isika ndray ve no hanao v...
30/07/2025

Ny vahiny aza tonga mandeha aman'arivony kilometra mankafy ny Vokatra Malagasy eto @'tsika koh isika ndray ve no hanao valalan'amboa e !
Mankasitra indrindra anareo izay mitady ny zavatra tsara hatrany sy sarotiny @ kalitao !
Tafo Bozaka Sakafo
@'anana sns ....

Entre Sakafo Tafo Bozaka et   c'est plus qu'une collaboration. Merci à la DCVD pour cet After-Work Un Vendredi d'amuseme...
18/07/2025

Entre Sakafo Tafo Bozaka et c'est plus qu'une collaboration.
Merci à la DCVD pour cet After-Work
Un Vendredi d'amusement et de récompense.
Tafo Bozaka Sakafo

Grand Merci à la  Madagascar de nous avoir choisi pour cette QVTC (Qualité de Vie au Travail et de la Convivialité) 2025...
18/06/2025

Grand Merci à la Madagascar de nous avoir choisi pour cette QVTC (Qualité de Vie au Travail et de la Convivialité) 2025 du 17 au 20 Juin 2025 !..
Hafa ihany ny manjifa Sakafo Malagasy manaraka ny fenitra rehetra takiana @'zany !
Tafo Bozaka Sakafo
BNI MADAGASCAR

15/06/2025

Efa tonga eraky ny vazan-tany efatra ny Vokatra Malagasy Sakafo Tafo Bozaka, na Koba io, na Sosisy, na Kitoza, na MofoGasy, Ramanonaka, Menakely, sns .... @ kalitao voafantina.
Tafo Bozaka Sakafo

Address

Rue Rakoto De Monplaisir Ankadifotsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Telephone

+261340934467

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Tafo Bozaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sakafo Tafo Bozaka:

Share