Antsary TSÔHA Masiro

Antsary TSÔHA Masiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antsary TSÔHA Masiro, Grocers, Ivato, Ambanidia, Antananarivo.

09/03/2026

Tonga ny Antsary Tsôhatsika
( mialatsiny fa mp-ko tsy mety misokatra fa mandefasa sms @ 0346930465/0337880145

🍋Salama tompoko,Misaotra betsaka antsika rehetra nanjifa ny vokatra vita Malagasy Antsary Tsôha MASIRO bio.🍋‍🟩 Misy poin...
20/02/2026

🍋Salama tompoko,
Misaotra betsaka antsika rehetra nanjifa ny vokatra vita Malagasy Antsary Tsôha MASIRO bio.
🍋‍🟩 Misy point de vente-tsika vaovao eo ampitany collège La source Ambohinambo Talatamaty.
Kely sisa dia hotonga ny arrivage.
Aza tara manao commande mialoha.
🌶️Hisy vokatra vaovao ihany koa ivoaka tsy ho ela 😉!
Vokatra MASIRO🤤🙏 tel 0346930465 /0337880145😊

🤤❤️
13/11/2025

🤤❤️

Salama tompoko, niova ohatran'izao indray ny logo-tsika manomboka izao.Mialatsiny fa tsy mety andefasana mp ity fa tsy v...
03/10/2025

Salama tompoko, niova ohatran'izao indray ny logo-tsika manomboka izao.
Mialatsiny fa tsy mety andefasana mp ity fa tsy voasokatra.
Afaka mandefa message na appel amn 0337880145.
Misaotra Tompoko!

Tonga indray ny antsary tsôha machiro😋🤤 vitsy Kely fa ataovy ny commande. nifindra aty Talatamaty Ambohinambo izahay. 03...
03/09/2025

Tonga indray ny antsary tsôha machiro😋🤤 vitsy Kely fa ataovy ny commande.
nifindra aty Talatamaty Ambohinambo izahay.
0337880145

21/08/2024

🍋Misaotra ianareo nanjifa ny Antsary TSÔHA MASIRO, efa lany le teo fa hisy tonga indray amn herinandro.
Manaova famandrihana dieny izao tompoko mba tsy ho tara. Misaotra🍋
Tél 0337880145.

Efa tonga ny Antsary tsôha MASIRO, efa masaka tsara.Prix : 7000ar / bouteille À récupérer Tsimbazaza ou Ivato.Mp
02/08/2024

Efa tonga ny Antsary tsôha MASIRO, efa masaka tsara.
Prix : 7000ar / bouteille
À récupérer Tsimbazaza ou Ivato.
Mp

Address

Ivato, Ambanidia
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsary TSÔHA Masiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category