OJ Pisciculture

OJ Pisciculture poisson sain et frais

02/10/2025

mirary soa ho antsika mpiompy rehetra 🥰

26/09/2025

Salama daholo tsy mivoha aloha ny tsena andronay 26 September 2025

18/09/2025

Salama daholo Lany aloha ny zanatrondrotsika
Afaka 2 semaine indray vao misy

Mankasitraka nanjifa dia mahavanona daholo 🙏🙏

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants !Rri Rado Irenee
12/09/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants !

Rri Rado Irenee

Salama daholo zanatrondro mitombo tsara  alefa mora 15000 ar kg Misy 17 à 20 piece ny 1kg ❌ Maka maro mbola afaka mahazo...
12/09/2025

Salama daholo zanatrondro mitombo tsara alefa mora 15000 ar kg
Misy 17 à 20 piece ny 1kg
❌ Maka maro mbola afaka mahazo prix
Disponible de suite ireo
Aza misalasala ary
📞038 11 133 33 na miditra hafatra miafina

09/09/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Rri Rado Irenee

Tsara foana ny Tilapia na atao aona fandrahoana azy mety foana . Ireto misy sary vitsivitsy afaka atao sopapan-daoka Maz...
03/09/2025

Tsara foana ny Tilapia na atao aona fandrahoana azy mety foana . Ireto misy sary vitsivitsy afaka atao sopapan-daoka
Mazotoa ary oooo 😋😋😋

Sary1: Fondue chinoise
sary 2: Frite
sary 3 : Soupe + Toufu
Sary 4 : Grillé

❌❌Mbola misy zanatrondro dispo ho antsika izay mbola mitady

Ho antsika mihesahatra amin'ny fiompina trondro sy ho an'izay vao anaomboka izahay dia mivarotra zanatrondro amin'ny vid...
19/08/2025

Ho antsika mihesahatra amin'ny fiompina trondro sy ho an'izay vao anaomboka
izahay dia mivarotra zanatrondro amin'ny vidiny mirary
Tilapia nilotica
3cm ➡️ 7cm vidiny 250ar
❌Raha +5000 isa dia 200ar

Address

Andranofotsy Ambatofotsy
Antananarivo

Telephone

+261343253096

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OJ Pisciculture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category