VoankazoTsara

VoankazoTsara VoankazoTsara de l'Espoir Vert Antsirabe. Pépinièriste- Producteur- représantant Producteur.

Salama ohEla ela izay 🙂 Tratry ny Taona daholo 😘Somary niato kely ny teto amin'ny pejy fa ny famokarana nitohy hatrany.....
09/02/2024

Salama oh
Ela ela izay 🙂
Tratry ny Taona daholo 😘
Somary niato kely ny teto amin'ny pejy fa ny famokarana nitohy hatrany... 🙂

Eo ampiandrasana ny vokatry aloha Dia andao hifampizara ireo soa entin'ny Voankazo Tsara "Fruit du Dragon" 🐲🤭 na ny Pitaya 🤤🙂

Ankafizo ary zarao raha tianao 😉 ❤️

PS: mora ambolena ny pitaya, maniry amin'ny tahony saingy aman-taona izy indrayndray vao mamoa. Jereo anie ny sary e 😉

Salama daholo oh, Efa misy ny VoankazoTsara "Pomme Golden Ananas" 🍏🍎🍏 Tsara atao compote na confiture na salade 💚❤💚 BIO ...
15/12/2022

Salama daholo oh,
Efa misy ny VoankazoTsara "Pomme Golden Ananas" 🍏🍎🍏
Tsara atao compote na confiture na salade 💚❤💚
BIO 100% hatrany ny voankazotsara antsika 😊

🎯MP ary oh 😉

Mbola misy hatrany ny voankazotsara Abricot antsika 😉 Vaventy sady mamyiii 🍑 🎯MP indray ary oh ☺
13/12/2022

Mbola misy hatrany ny voankazotsara Abricot antsika 😉
Vaventy sady mamyiii 🍑

🎯MP indray ary oh ☺

Fraîcheur du matin 🌝🍀"Maintilay" no anarany eto 🍒Mamyii kelyii eryiii  😊 🎯efa mandray commande izahay. 🎯mp 😉
09/12/2022

Fraîcheur du matin 🌝🍀
"Maintilay" no anarany eto 🍒
Mamyii kelyii eryiii 😊

🎯efa mandray commande izahay.
🎯mp 😉

Nectarines❤ Raha dessert izy somary marikivy kely izay, fa handramo atao lasary anie e, tena Top 🤤Afaka atao confits na ...
28/11/2022

Nectarines❤
Raha dessert izy somary marikivy kely izay, fa handramo atao lasary anie e, tena Top 🤤
Afaka atao confits na sirop de fruits ihany koa, be ranony tsara ❤

Mirary Alahady tsotsotra feno hamamiana hoantsika tsirairay avy oh 🤗Goûter tsotra kely 🤭☺ VoankazoTsara confits sy Voman...
27/11/2022

Mirary Alahady tsotsotra feno hamamiana hoantsika tsirairay avy oh 🤗

Goûter tsotra kely 🤭☺
VoankazoTsara confits sy Vomanga Mafana .
-Abricots 🍑
-Nectarines ❤
-Pomme Golden Ananas 🍏
-Pêche Klaimbourg 🧡

Salama daholo oh ☺ VoankazoTsara Nectarines ❤Misy zanakazo Nectarines ihany koa an 🌿 Tsara tarehy sy Tsara Tsiro erÿ ny ...
25/11/2022

Salama daholo oh ☺
VoankazoTsara Nectarines ❤
Misy zanakazo Nectarines ihany koa an 🌿
Tsara tarehy sy Tsara Tsiro erÿ ny Voankazo rehefa BIO 100% 🤤

↪️MP
📷sary tena izy, photo réelle ❤

Salama daholo oh 🖐Vokatra ny VoakazoTsara Abricot 🍑🍑 Afaka atao compote,  confiture,  gateau 🤗🤗Na atao dessert fotsiny 😍...
20/11/2022

Salama daholo oh 🖐
Vokatra ny VoakazoTsara Abricot 🍑🍑
Afaka atao compote, confiture, gateau 🤗🤗
Na atao dessert fotsiny 😍
Mety tsara hoan'ny zazakely sady mba miova kely amin'ny Voankazo mahazatra 😉😉
↪↪mp ary oh

Merci pour vos retour 😍 🙏Hoan'izay mbola tsy nahazo,  mbola misy hatrany ny VoankazoTsara Abricot 🍑🍑 Alefaso mp ny "comm...
20/11/2022

Merci pour vos retour 😍 🙏
Hoan'izay mbola tsy nahazo, mbola misy hatrany ny VoankazoTsara Abricot 🍑🍑
Alefaso mp ny "commande" 😉
Mirary Alahady MamyKely hoantsika rehetra oh 😊

Salama daholo oh 😊Efa miverina mandray commande indray izahay. Afaka raisina eo Anosy (arrêt Tribunal) na eo amin ny imm...
17/11/2022

Salama daholo oh 😊
Efa miverina mandray commande indray izahay.
Afaka raisina eo Anosy (arrêt Tribunal) na eo amin ny immeuble ylangylang Ampasamadinika.
Misy livraison koa ka 3000ar (hoy ilay livreur)
Mirary Soa antsika rehetra oh 😊

Zaraina amintsika ny soa hoentin'ny VoankazoTsara Abricot 🍑😍
12/11/2022

Zaraina amintsika ny soa hoentin'ny VoankazoTsara Abricot 🍑
😍

Address

Anosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VoankazoTsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category