18/10/2025
hoy i Mikolo: Ho fisaorana anareo rehetra niaraka nitolona sy ny vahoaka Malagasy rehetra dia indro fankasitrahana kely atolotro anareo 😊 Ampiofana fanamboarana savony maimaimpoana izaho ho fisaoranana anareo izay ho ataoko ao anaty vidéo fohyfohy afaka fotoana fohy.