07/01/2025
🩻MILA MANADIO NY ANY ANATY FA VITA NY FETY
🌿Ireto avy ireo Jus Détox au Moringa misy amin'izao:
🍏Pomme, 🥕🍊Carotte-Orange, 🥒🥑Courgette-Avocat, 🥒🥭Concombre-Mangue, 🍅Tomate, 🍅🍓Tomate-fraise.
7000Ar ny 250ml, 12500ar ny 500ml (afa-tsy ny Pomme no 16500ar)
Ny tena be mpankafy dia ny Pomme. Ary ny anao iza amin'ireo?
Point de vente: Mobilier Création Ambondrona (034 03 324 23)
Afaka manao livraison manerana ny nosy koa izahay.