07/06/2025
Miarahaba antsika mpanjifa ny indray amin'izao vanim-potoana ny fambolena izao.
✅ Efa misy ny voambilona lanjan'isa tadiavinao.
✅ Masomboly vaovao tsara kalitao
🌱 6 andro monja dia efa [4cm ; 5cm] sahady ny faniriny (toa @ sary izao),
😊efa maro no afam-po sy nahita vokany. Ianao sisa no tsy nahazo koa inona no andrasana☺️.
➡️ prix mora,,, mandefa rehetra n'aiza n'aiza