20/11/2023
▶️Mbola misy foana ito tolotra ito ho anareo Restaurants,Cantines,traiteurs,Hotely,sns..sy izay mitady Ilay trondro🐟🐟 ngeza
"350g-400g-500g" ireny misy tsara ato aminay.
▶️Ny laharana tsy miova 📲034 21 034 44
▶️Nb: Ny vente en gros Dia Mitohy foana ihany😃😃