25/07/2023
American English courses for all(AECA)
ADULTS
KIDS
Teacher Gabriel vous annonce🔊🔊🔊🔊🔊
Cours du vacances : cours d’anglais parlé natokana hoan’ny rehetra izay mahatsapa fa mbola tsy mahay na menatra miresaka teny anglisy nefa maniry ny hahay miteny ao anatin’ny fotoana fohy na lavalava, afaka mitohy ho an’ izay eto an-toerana ny fampianarana teny anglisy ato aminay. Misy CLUB D’ANGLAIS ihany koa ato aminay zay liana ny amin’izay. Ankoatran’ny fampianarana teny anglisy dia maro ny tombotsoa azo ifampizarana maimaimpoana hoanareo mpianatra. Ny fidirana manaraka dia ny 08 Août hoavy izao ary misy koa ny Spécial week - end natokana hoan’izay tsy afaka andavanandro. Efa niezahana natao mirary dia mirary ny saram-pianarana,koa aza misalasala ary manatona an’io toerana voalaza eo ambany io raha hisoratra anarana na miantso mivantana an’ilay laharana antarobia etsy ambany raha mila fanazavana fanampiny. Fanamarihana: Ny teny anglisy dia fiteny azo ifandraisana maneran-tany, zany no manaporofo sahady fa ny fahaizana miteny azy no fototrin’ny fahombiazana ! SO COME ON GUYS, YOU CAN DO IT!🔊🔊🔊
Toerana: Ambavahady tokana Itaosy Hopitaly bus 133
Tél: 034 24 664 85 📞📞📞
Misaotra tompoko !