29/07/2025
🎉 PROCHAINE RENTRÉE 🎉
👉05 Août 2025 👈
✅Mitady fampianarana teny Frantsay vé ianao? Mbola DÉBUTANT ?Manana olana amin'ireo voalaza etsy ambany :
-Mahazo izay lazain'ny olona fa sahirana rehefa hamaly
-Mbola tsy mahay resaka Vocabulaire sy Grammaire
-Menatra miteny eo imason'ny olona
-Tsy mahatoky tena
-Tsy mañana fahasahiana
-Mpianatra hanomana soutenance
-Efa miasa fa maniry hianatra teny Frantsay mihitsy
❌Raha mahakasika anao ireo .Aza misalasala miditra hafatra miafina na (MP) 💌 na ihany koa miantso mivantana
🏢Toerana : Ambodivona
Repère : Espace Médical
📞Contact : 032 69 084 51