Mahatsara

Mahatsara Mahatsara est une entreprise spécialisée dans les fruits, légumes et condiments séchés.

Mahatsara est une entreprise familiale productrice de fruits, légumes et condiments séchés.

03/05/2026

Manatitra voankazo nohamainina izahay raha ora vitsy mialohan'ny fanaterana no andefasanao ny kômandinao raha tsy dia lavitra, na 1 andro raha lavitra an'Ankadindratombo Mandroseza By Pass no misy anao.
Manomboka 5000Ar ny 50g.
0343709374

Nous livrons les fruits séchés si votre commande arrive quelques heures à l'avance si vous êtes à proximité de Mandroseza Ankadindratombo By Pass, et un jour si vous êtes assez éloigné.
A partir de 5000Ar le paquet de 50g.
0343709374

Haody ry Ivandry sy ny manodidina o 😊Tonga aty ny voankazo nohamainin'i Mahatsara : ao amin'ilay tsena ampitan'ny Sekoly...
29/04/2026

Haody ry Ivandry sy ny manodidina o 😊
Tonga aty ny voankazo nohamainin'i Mahatsara : ao amin'ilay tsena ampitan'ny Sekoly Clairefontaine.
Fampiasana azy: hanina amin'izao, anaovana dite, ataoko amin'ny salady na m**o mamy .
Vidiny: 5000Ar ny fonosana.

Vous qui êtes à Ivandry et environs, bonjour 🙂
Les fruits séchés par Mahatsara sont arrivés ici chez l'épicière en face de l'école Clairefontaine.
Utilisation: en grignotage, en infusion, dans une salade ou pâtisserie.
Prix: 5000Ar le paquet.

Haody ry Ivandry sy ny manodidina o 😊Tonga aty ny voankazo nohamainin'i Mahatsara: eo amin'ilay tsena ampitan'ny Sekoly ...
29/04/2026

Haody ry Ivandry sy ny manodidina o 😊
Tonga aty ny voankazo nohamainin'i Mahatsara: eo amin'ilay tsena ampitan'ny Sekoly Clairefontaine.
Anaovana dite izy itony, hanina amin'izao, anaovana m**omamy na atao amin'ny salady.

Allo ! Allo Ivandry et ses environs !!! 😊
Les fruits séchés par Mahatsara sont arrivés ici: en face de l'école Clairefontaine.
On peut faire du thé avec, les consommer tels qu'ils sont, dans un pâtisserie ou dans une salade.

Prix: à partir de 5000Ar.

Nahazo mpaninjara vaovaonisika: Ilo Vatosoa By Pass Alasora, tsy lavitra ny Service des Domaines sy ny farmasia.Mbola mi...
15/04/2026

Nahazo mpaninjara vaovaonisika:
Ilo Vatosoa By Pass Alasora, tsy lavitra ny Service des Domaines sy ny farmasia.

Mbola misy ny vokatra nohamainin'i Mahatsara hatrany koa ireto

- Clair 2 lune akaikin'ny Extra Pizza any amin'ny By Pass Alasora.

- Ilo Vatosoa, Pavillon Analakely ampitan' ny Paositra

- Tsena Zina, tohatohabaton'Antaninarenina varavarana faharoa raha avy aty ambany.

- Trano Printy Mandroseza ampitan'ny Fiangonana Fjkm

- Destiny Nails Tsaralalàna, rihana faharoa akaikin'ny Cité Lacoste.


- Tsena Mini Market eo amin'ny sampanana Peter Pan I Merimanjaka.

- Mira Market ao amin'ny MPE Nanisana

- Mme Odette eny amin'ny tsenan'ny asa tanana eny amin'ny Digue sampanan'Ambohitrimanjaka Tsena raha 49.

________________________________________
Nous avons un nouveau revendeur:
Ilo Vatosoa entre le service des Domaines et la Pharmacie By Pass Alasora.

Les autres revendeurs restent en tant que collaborateurs:
- Clair 2 lune à côté de Extra Pizzsur le By Pass Alasora.

- Ilo Vatosoa, Pavillon Analakely en face de la Poste.

- Tsena Zina, escalier Antaninarenina 2e Porte si l'on monte .

- Trano Printy Mandroseza en face de l'église FJKM

- Destiny Nails Tsaralalàna, 2è étage à côté de la Cité Lacoste.

- Epicerie Mini Market au croisement de Peter Pan Imerimanjaka.

- Mira Market dans l'enceinte de MPE Nanisana.

-Mme Odette, marché artisanale sur la Digue, croisement d'Ambohitrimanjaka. Box N° 49

Tsena faha-49, vao miditra eo ankavia raha mitodika any Ambohitrimanjaka, sampanana "digue".Ao amin'i Mme Odette ny mpiv...
01/04/2026

Tsena faha-49, vao miditra eo ankavia raha mitodika any Ambohitrimanjaka, sampanana "digue".
Ao amin'i Mme Odette ny mpivarotra vaovao misy ny vokatra Mahatsara.

17/03/2026

Les bienfaits de l'ail séché

14/03/2026

🧄 Tongolo gasy nohamainina Mahatsara

Manafaingana ny fikarakaranao sakafo.

✔️ Tongolo gasy 100%
✔️ Afaka tehirizina ela
✔️ Mora ampiasaina

Azo ampiasaina amin'ny saosy sy ny laoka isan-karazany 🍴

📩 Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny 032 44 354 23 raha hanaterana ianao.

Inona ny sakafo ampiasanao tongolo gasy matetika indrindra ? 🥣

Mahatsara est une entreprise spécialisée dans les fruits, légumes et condiments séchés.

Maromaro ianareo no nanjifa na nanafatra ny voankazo nohamainina tato amin'i Mahatsara 😍 nandritra ny volana Desambra sy...
02/02/2026

Maromaro ianareo no nanjifa na nanafatra ny voankazo nohamainina tato amin'i Mahatsara 😍 nandritra ny volana Desambra sy Janoary farany teo.
Mankasitraka Tompoko.🙏
Safy: fonosana afangaro arak'izay azo atao, voankazo nohamainina mazava ho azy 😊

Vous étiez nombreux à acheter ou commander les fruits séchés par Mahatsara 😍depuis les mois de Décembre et Janvier derniers.
Toutes nos reconnaissances.🙏
Photo: possibilité de mélange de fruits... séchés bien sûr 🤗

Na olon-tsotra ianao, na mpanao sakafo, na mpanao m**omamy, na mpisehatra amin'ny trano fisakafoanana, na mpanao vokatra...
15/12/2025

Na olon-tsotra ianao, na mpanao sakafo, na mpanao m**omamy, na mpisehatra amin'ny trano fisakafoanana, na mpanao vokatra fikoloana endrika amam-bika, na misotro sy mpanao dite... Misokatra foana ny fiaraha_miasa raha te ho mpaninjara ny vokatra nohamaininay ianao.

Afaka atao arak'izay tianao ny soratra eo amboniny.

Afaka manafatra izay fangaro tianao koa ianao.

Que vous soyez un particulier, cuisinier, pâtissier, restaurateur, fabriquant de produits cosmétiques, buveur ou faiseur de thé.. Nous sommes toujours disponibles pour la coopération si vous voulez devenir revendeur de nos produits séchés.

On peut personnaliser l'étiquette.

On peut mélanger selon votre choix.

Zoma mahafinaritra 😍Misaotra ireo nampihetsi-po anay androany.Tanora izy ireo. Mpiara-miasa 🤗 Nitambatra 😋 niaraka nanji...
31/10/2025

Zoma mahafinaritra 😍

Misaotra ireo nampihetsi-po anay androany.
Tanora izy ireo. Mpiara-miasa 🤗 Nitambatra 😋 niaraka nanjifa ny voankazo nohamaininay ary niara-paly niaraka nihinana. Tena hoe ❤️💕😍👌finaritra e.
Mankasitraka indrindra 🙏

Vendredi magnifique 😍

Merci à ceux qui ont touché notre cœur aujourd'hui.
Ils sont jeunes. Entre collègues 🤗 cotisaient 😋pour acheter les fruits séchés par nos soins et se les partageaient avec joie. Vraiment ❤️💕😍👌nous sommes contents
Merci de tout cœur 🙏

Mampahafantatra anareo izahay fa efa tsy any Ankadikely intsony. Mitohy foana ny fiaraha_miasa amin'ireo mpiara-miasa mp...
29/09/2025

Mampahafantatra anareo izahay fa efa tsy any Ankadikely intsony. Mitohy foana ny fiaraha_miasa amin'ireo mpiara-miasa mpaninjara ny vokatra ary ny fanaterana koa toy izany.
Aza misalasala miantso ny +261 343709374.

Nous vous avisons que nous ne sommes olua à Ankadikely. La coopération avec les revendeurs continue ainsi que la livraison.
N'hésitez pas à appeler le +261 343709374

Address

C 205 A/1 Ambatomalaza Alasora
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261324435423

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mahatsara:

Share