Golden Fluc

Golden Fluc Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Golden Fluc, Supermarket, behoririka pochard arat malagasy, Antananarivo.

BEHORIRIKA POCHARD ART MALAGASY FACE ÉCOLE SANDY
RAHA LIVRAISON
0385350337,0324763654

ATAOKO HAFA-PO ENAO TOMPOKO MANJIFA ATO AMIKO ETANA GARANTIE DAHOLO

POWER BANK, SMARTWATCH ÉCOUTER,SNS ....

0385350337,0324763654

40pcs sisaRéservations 0385350337 Capacite reel :20000mah (mahavita micharge  telephone,2,3,4 manodidina Fast Chargeur t...
11/07/2026

40pcs sisa
Réservations
0385350337

Capacite reel :20000mah (mahavita micharge telephone,2,3,4 manodidina
Fast Chargeur turbo

Vitsy kely io fa sao tara

10/07/2026

Soa ihany fa tonga tampoka ilay client tompona entana, raha tsy izany maty ny fitsaram-bahoaka teo ilay livreur kely

Aparitaho dia aleo mailo fona rakilll aa

🎬 HO AVY TSY HO ELA...Tantara fohy nalaina avy amin'ny zava-nisy marina.Fianakaviana kely iray... niaina tao anaty fahan...
10/07/2026

🎬 HO AVY TSY HO ELA...

Tantara fohy nalaina avy amin'ny zava-nisy marina.

Fianakaviana kely iray... niaina tao anaty fahantrana sy fitsapana, nefa tsy nivadika tamin'Andriamanitra ary nifankatia hatrany.
Fa indray andro... nisy zava-nitranga nanova ny zava-drehetra.
Inona no tena nitranga?
⏳ Araho tsy ho ela.....

Eto amin'ny page Golden Fluc

10/07/2026

💼 Tsy mitahiry fahalalana ho ahy irery aho, fa mino aho fa rehefa mizara fahalalana dia maro no afaka miova fiainana.

Noho izany dia manasa anao hanatrika ny 🔥 FORMATION FANAFARANA ENTANA

12 Jolay 🕑 Amin'ny 2 ora

Amin'ity formation ity dia hianatra ianao: ✅ Ahoana ny fomba hanafarana entana avy any Chine mora sy azo antoka. ✅ Ahoana ny fisafidianana mpamatsy (fournisseur) azo itokisana. ✅ Fomba hisorohana ny hosoka sy ny fatiantoka. ✅ Paikady hahazoana tombony ambony amin'ny varotra.
🎯 Na vao manomboka ianao na efa mpivarotra,

Ndao ary e!
MP na atsoy ny 034 10 624 67 / 0348086410
Whatsapp 032 27 964 12

Toerana : Malaza Andoharanofotsy

08/07/2026

Ny Ainga
Aza atao Trafika

"Ry ray aman-dreny, aza avela ho irery ny zanakareo. Resaho isan'andro izy, fantaro ny toerana alehany, ary ampianaro tsy hanaraka olon-tsy fantatra.
"Amin'izao fotoana isehoan'ny hala-jaza etsy sy eroa izao, aoka isika ray aman-dreny tsy hanao tsinontsinona ny fiarovana ny zanatsika

07/07/2026

Mampalahelo mihitsy fa rehefa africanina zany de reny fona mahazo eee!
Tosika fameno
Soandro

07/07/2026

Soandro
Mila manaiky nareo oe daika ee

06/07/2026

Tena nahitako feligneeee hafa mitsy ty voyage andeha tamatave ity
Avantiraaaa mlayyy ty ry cheriii kely ee 🤣

Andeha tamatave zay sy kiala MANY kely fa tsofirano aloha ho tonga soamatsara
06/07/2026

Andeha tamatave zay sy kiala MANY kely fa tsofirano aloha ho tonga soamatsara

04/07/2026

iza ilay akama manao aniny eee?

Address

Behoririka Pochard Arat Malagasy
Antananarivo
101

Telephone

+261324763654

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Golden Fluc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Golden Fluc:

Shortcuts

Share

Category