Bulle de savon 5.0 beauté locale

Bulle de savon 5.0 beauté locale Bulle de savon

👉 aza mataotra manomboka manao zavatra na dia kely aza ny vola eo ampelan-tanana fa manana finoana foana amin’izay atao ...
22/02/2023

👉 aza mataotra manomboka manao zavatra na dia kely aza ny vola eo ampelan-tanana fa manana finoana foana amin’izay atao rehetra. 💪😊🤟

😍 coucou mes amours 🥰 Zao indray vao Afaka mandefa mizara kely ho anareo 😊👉 test voalohany amin’ny saponification  à fro...
22/12/2022

😍 coucou mes amours 🥰
Zao indray vao Afaka mandefa mizara kely ho anareo 😊
👉 test voalohany amin’ny saponification à froid savon transparent izy ity.
👉 menaka daholo no niasa fa tsy nampiasa glycérine aho satria nahoana ? À froid hoy aho ilay izy donc tsy natao bain-marie ary mbola misy temps de cure semaines maromaro dia mbola miteraka glycerine ao foana izany izy ☺️
👉 nasihako sur graissage de 3% ihany anefa.
👉 huile karazany 2 ihany no nampiasaiko ary tsy nampiasa additifs mihintsy aho na kely aza.
☺️ tsara ny résultat fa ny fahamafisany no tsy ampy kely dia mbola mitohy ny fikaroana 🤭
🥰courage foana ho antsika izay mbola eo ampikaroana mitovy ahy o‼️ bisous daholo 😘

17/11/2022

😍Coucou mes amours 😍
Nandinika aho dia mba maniry ny hanangana association kely. Association des femmes entrepreneurs.
⭕️ ny atao ao ❓
💟 ohatra :
📌 partage d’idées et de connaissances
📌 création d’un activité commun
📌 marketing digital et apprendre à vendre
📌 gestion de caisse et d’entreprise
📌 …
🤔 mety ve izany❓
🤔 dia mety hoe misy liana ve❓
❌ tsy mety nefa vao olona tia tena sy fetsifetsy hoe raha vao mahafehy ilay zavatra izy dia hiala ❌
👩‍👩‍👧‍👧 fa mba atao ohatrany hoe famille kely ilay izy dia tena mifanampy sy miaraka mivoatra.
🤔 iza no liana⁉️

11/11/2022
😍 coucou mes amours 😍 Week-end sahady ny andro. Mba misy fotoana aho androany dia mba hizara kely indray🤗✋🏼 iza no tia m...
11/11/2022

😍 coucou mes amours 😍
Week-end sahady ny andro. Mba misy fotoana aho androany dia mba hizara kely indray🤗
✋🏼 iza no tia mampiango savony mitovy ahy⁉️⁉️👉efa nanao savon transparent ve ianao❓
👉androany dia lazaiko anao fa possible ny manao savon transparent tsy mampiasa savon de base melt and pour izay somary lafo2.
👉 afaka atao 100% transparent izy
👉 afaka atao semi- transparent
👉 afaka hasiana déco ao anatiny
👉 afaka hasiana colorant sy parfums ihany koa‼️
‼️Saingy somary lafolafo kely izy raha mihoatra ny savon de ménage satria maromaro ny zavatra ilaina aminy noho izany tsara kokoa izy raha hanaovana savon de toilette, shopping solide,…
🤗izay ary fa bon weekend daholo o‼️

🤗 hizara kely rankizy a!🤗1️⃣ fanotaniana Tonga aty foana dia hoe: MIFINTINA VE NY SAVONINAO REHEFA MAINA?👉 tsia tompoko ...
09/11/2022

🤗 hizara kely rankizy a!🤗
1️⃣ fanotaniana Tonga aty foana dia hoe: MIFINTINA VE NY SAVONINAO REHEFA MAINA?
👉 tsia tompoko satria ny rano aminy dia 80% ny menaka fa Tsy mihoatra sady manampy charge hafa aho.
2️⃣ AHOANA NY ATAO FA MIRAIKITRA BE ILAY SAVONY DIA SIMBA FOANA REHEFA ANATY MOULE?
👉 hasio menaka ny moule
👉 saromana rhf avy hararahaka ny pâte,
👉 tsy hatao marihitra be ny pâte dia sady malama izy no tsy miraikitra 😊
3️⃣ INONA NO HATAO RAHA TIANA HO FOTSY TSARA NY SAVONY?
👉 dioxyde de titane dia manome loko fotsy tsara. Ny fomba fampiasa azy aleo mba mikaroka kely nareo😊
⚠️ zaho dia tsy manome formule fa manome torohevitra fotsiny ihany. ⚠️
🥰 bonne soirée mes amours 😘

09/11/2022

😘 coucou mes amours 🥰
Ity misy vidéo kely zaraiko anareo. Dia Manasa anareo mba hijery hatramin’ny farany. De bonne journée daholo o!!! 🤗

👋 coucou mes amours 😘👉Tsy de afaka nanao publication zah fa nisy fahoriana. 🤗 Nefa faly indray zah mizara ireto asa kely...
29/10/2022

👋 coucou mes amours 😘
👉Tsy de afaka nanao publication zah fa nisy fahoriana.
🤗 Nefa faly indray zah mizara ireto asa kely mba vitako ireto aminareo 🤗 tsy gâteau 🍰 io fa savony a! Fa mba natao amin’ny hendriny hafa indray🤭
🫵🏼 ary ny ianareo ve mba manamboatra hendriny hafa sa hoe commercial Be foana 🤭⁉️
🥱😴 bonne nuit daholo o‼️👋

🥰 coucou mes amours 👋👉 mba hizara kely ny asa vitako androany maraina fotsiny zah io!👉 eto moa dia huile 1kg no nampiasa...
26/10/2022

🥰 coucou mes amours 👋
👉 mba hizara kely ny asa vitako androany maraina fotsiny zah io!
👉 eto moa dia huile 1kg no nampiasaiko. Savon sans parfum ni colorant io a‼️
🤗 Fa faly aho satria tena efa mety ny savony izay vitako ary izay nanjifa dia afa-po daholo🥰 misaotra ny Tompo 🙏
🫵🏼 ary ny Asan-tananao nge mba ataovy eto jerena 😊
👉 ho anao izay mbola ao anaty ny ady dia aza kivy fa vitanao foana io‼️
👋 mazotoa daholo o!

🥰 coucou mes amours🥰🤗semaine vaovao indray ity dia mba nanao zava-baovao aho.🤗👉 Andrana voalohany izy ity nefa Tonga dia...
25/10/2022

🥰 coucou mes amours🥰
🤗semaine vaovao indray ity dia mba nanao zava-baovao aho.🤗
👉 Andrana voalohany izy ity nefa Tonga dia nety‼️
🤗 tena Faly be aho🤭
👉 lave vitre ilay izy parfum citron🥰
☝🏼Hafatra kely: aza miankina amin’ny zavatra iray fa hitaro ny fahalalanao ‼️
👉 bonne semaine à tous‼️ 😘

🥰 coucou mes amours 🤗 Week-end sahady ry reto ny andro a!👉 tamin’ity semaine ity tena rythme be. 1️⃣ Manenjika miasa.2️⃣...
22/10/2022

🥰 coucou mes amours 🤗
Week-end sahady ry reto ny andro a!
👉 tamin’ity semaine ity tena rythme be.
1️⃣ Manenjika miasa.
2️⃣ Manenjika manao savony izay sady passion no fialamboly kely ho ahy.
3️⃣ tsy Hadino Koa ny manampy ny RAD.
👋 raha ny ahy manokana dia ny maraina alohan’ny hiasa sy week-end aho no tena manao savony satria vadin’asa ilay izy amin’izao nefa tsy maharaka ny production. Androany zao asa be indray 🤗🤭 fa tiko be!
⁉️ ary ny anareo mba manao ahoana ⁉️
👉 ndao mba hifampizara ny mavesatra sy ny tsara e‼️
🥰 Bon weekend mes amours🥰😘

🥰 coucou mes amours 😘Androany isika dia hijery ny différence entre saponification à froid et à chaud izay hita eo amin’n...
20/10/2022

🥰 coucou mes amours 😘
Androany isika dia hijery ny différence entre saponification à froid et à chaud izay hita eo amin’ny sary.
👉 Raha zaho manokana aloha dia à froid foana no ampiasaiko ary hitako fa tena tsara ilay izy ary tsy manimba oditra satria ny oditro tena fragile kely.
👉fa iza amin’nareo ato no manao SAP à chaud dia ahoana ny vokatra azo⁉️
🤗 bonne journée daholo o‼️

Address

Nanisana
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bulle de savon 5.0 beauté locale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category