14/05/2026
✨💛 GASY BEAUTY BRAIDS RECRUTE 💛✨
Mitady mpandrandrana expérimentée izahay ato amin’ny Gasy Beauty Braids Bemasoandro 💇🏾♀️👑
🔸 Mahafehy karazana tresses rehetra :
• Nattes collées • Box braids • Knotless • Vanilles • Locks • Tresses ankizy, lehilahy ary vehivavy • Pose crochet • Tissage • Bango… sy maro hafa
🔸 Olona tadiavina :
✔️ Mahay miasa sady mailaka
✔️ Madio, méthodique ary mora atoro
✔️ Mahay miara-miasa sady mahavita miasa irery
✔️ Manaja client ary tia ny asa fandrandranana
✔️ Monina manodidina an’i Bemasoandro Itaosy
💼 Raha liana ianao ary te hitombo miaraka aminay dia aza misalasala mifandray aminay.
📞 Antsoy : 034 95 643 07
📩 Na MP amin’ny pejy : Gasy Beauty Braids
🔥 “Miara-mivoatra aminay ny talentanao.” 🔥